Al-Insan · 7/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
يُوفُونَ بِالنَّذْرِ وَيَخَافُونَ يَوْمًا كَانَ شَرُّهُ مُسْتَطِيرًا ۝٧
Yoofoona binnazri wa yakhaafoona yawman kaana sharruhoo mustateeraa
📖 Dikany Malagasy
tanterahian'izy ireo ny voadiny, ary atahorany ny andro hiparitahan'ny ratsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-Insan

5إِنَّ الْأَبْرَارَ يَشْرَبُونَ مِن كَأْسٍ كَانَ مِزَاجُهَا كَافُورًا
Hisotro amin'ny kaopy feno hanitra kamifaoro ireo olona tsara.
6عَيْنًا يَشْرَبُ بِهَا عِبَادُ اللَّهِ يُفَجِّرُونَهَا تَفْجِيرًا
Avy amin'ny loharano no hisotroan'ireo mpanompon'I Allah, hiboiboika maro ao izy ireo.
7يُوفُونَ بِالنَّذْرِ وَيَخَافُونَ يَوْمًا كَانَ شَرُّهُ مُسْتَطِيرًا
tanterahian'izy ireo ny voadiny, ary atahorany ny andro hiparitahan'ny ratsy.
8وَيُطْعِمُونَ الطَّعَامَ عَلَىٰ حُبِّهِ مِسْكِينًا وَيَتِيمًا وَأَسِيرًا
Ary manome sakafo ho an'ny mahantra izy ireo, ny kamboty, sy ny voababo na dia eo aza ny fitiavany izany.
9إِنَّمَا نُطْعِمُكُمْ لِوَجْهِ اللَّهِ لَا نُرِيدُ مِنكُمْ جَزَاءً وَلَا شُكُورًا
ka miteny hoe : "Nohon'ny voninahitr'i Allah no anomezanay sakafo anareo, tsy mitady valisoa na fisaorana avy aminareo izahay.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Insan 7

Surah Al-Insan Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : tanterahian'izy ireo ny voadiny, ary atahorany ny andro hiparitahan'ny ratsy.

Surah Andininy 7/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers