An-Naba · 24/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
لَّا يَذُوقُونَ فِيهَا بَرْدًا وَلَا شَرَابًا ۝٢٤
Laa ya zooqoona feeha bar daw walaa sharaaba
📖 Dikany Malagasy
dia tsy hahatsapa hatsiaka na hanendry zava-pisotro mihitsy,

🎧 Henoy


📜 Andininy 22-26 — Surah An-Naba

22لِّلطَّاغِينَ مَآبًا
mba honenan'ireo mpikomy,
23لَّابِثِينَ فِيهَا أَحْقَابًا
ka hitoetra ao izy ireo an-jato taonany maro mifanesy,
24لَّا يَذُوقُونَ فِيهَا بَرْدًا وَلَا شَرَابًا
dia tsy hahatsapa hatsiaka na hanendry zava-pisotro mihitsy,
25إِلَّا حَمِيمًا وَغَسَّاقًا
afa tsy ny rano mangotraka sy ireo tsiranoka maimbo,
26جَزَاءً وِفَاقًا
izany no valin'asa tsy ara-drariny
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — An-Naba 24

Surah An-Naba Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia tsy hahatsapa hatsiaka na hanendry zava-pisotro mihitsy,

Surah Andininy 24/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers