An-Nazi'at · 30/46
Fandikana Fanononana — An-Nazi'at
وَالْأَرْضَ بَعْدَ ذَٰلِكَ دَحَاهَا ۝٣٠
Wal arda b`ada zaalika dahaaha
📖 Dikany Malagasy
Ary ny tany kosa taorian'izany dia nataony midadasika,
🎧 Henoy

📜 Andininy 28-32 — An-Nazi'at

28رَفَعَ سَمْكَهَا فَسَوَّاهَا
Nataony ho ambony toerana ary vita mitovy tantana,
29وَأَغْطَشَ لَيْلَهَا وَأَخْرَجَ ضُحَاهَا
Nataony ho maizina ny alina ary nohazavany ny androny,
30وَالْأَرْضَ بَعْدَ ذَٰلِكَ دَحَاهَا
Ary ny tany kosa taorian'izany dia nataony midadasika,
31أَخْرَجَ مِنْهَا مَاءَهَا وَمَرْعَاهَا
ka avy taminy no namoahany ny rano sy ny kijana firaofanan'ny biby.
32وَالْجِبَالَ أَرْسَاهَا
Ary ireo tendrombohitra dia nataony andry iankinany;
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 30

Surah An-Nazi'at Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny tany kosa taorian'izany dia nataony midadasika,

Surah Andininy 30/46 — An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nazi'at Henoy, An-Nazi'at Fandikana, An-Nazi'at mp3, An-Nazi'at pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers