An-Nazi'at · 29/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
وَأَغْطَشَ لَيْلَهَا وَأَخْرَجَ ضُحَاهَا ۝٢٩
Wa aghtasha lailaha wa akhraja duhaaha
📖 Dikany Malagasy
Nataony ho maizina ny alina ary nohazavany ny androny,

🎧 Henoy


📜 Andininy 27-31 — Surah An-Nazi'at

27أَأَنتُمْ أَشَدُّ خَلْقًا أَمِ السَّمَاءُ ۚ بَنَاهَا
Moa ve ny fahariana anareo dia nanao sarotra tokoa nohon'ny nahariana ny lanitra izay naoriny.
28رَفَعَ سَمْكَهَا فَسَوَّاهَا
Nataony ho ambony toerana ary vita mitovy tantana,
29وَأَغْطَشَ لَيْلَهَا وَأَخْرَجَ ضُحَاهَا
Nataony ho maizina ny alina ary nohazavany ny androny,
30وَالْأَرْضَ بَعْدَ ذَٰلِكَ دَحَاهَا
Ary ny tany kosa taorian'izany dia nataony midadasika,
31أَخْرَجَ مِنْهَا مَاءَهَا وَمَرْعَاهَا
ka avy taminy no namoahany ny rano sy ny kijana firaofanan'ny biby.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 29

Surah An-Nazi'at Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataony ho maizina ny alina ary nohazavany ny androny,

Surah Andininy 29/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers