An-Nazi'at · 34/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
فَإِذَا جَاءَتِ الطَّامَّةُ الْكُبْرَىٰ ۝٣٤
Fa-izaa jaaa`atit taaam matul kubraa
📖 Dikany Malagasy
rehefa ho tonga ny fikorontanana lehibe,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 32-36 — Surah An-Nazi'at

32وَالْجِبَالَ أَرْسَاهَا
Ary ireo tendrombohitra dia nataony andry iankinany;
33مَتَاعًا لَّكُمْ وَلِأَنْعَامِكُمْ
Mba hahasoa anareo sy ireo biby fiompinareo,
34فَإِذَا جَاءَتِ الطَّامَّةُ الْكُبْرَىٰ
rehefa ho tonga ny fikorontanana lehibe,
35يَوْمَ يَتَذَكَّرُ الْإِنسَانُ مَا سَعَىٰ
amin'ny andro izay hahatsiarovan'ny olombelona ny asa rehetra nataony,
36وَبُرِّزَتِ الْجَحِيمُ لِمَن يَرَىٰ
dia hibaribary amin'izay mijery ny Afo be,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 34

Surah An-Nazi'at Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : rehefa ho tonga ny fikorontanana lehibe,

Surah Andininy 34/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers