An-Nazi'at · 39/46
Fandikana Fanononana — An-Nazi'at
فَإِنَّ الْجَحِيمَ هِيَ الْمَأْوَىٰ ۝٣٩
Fa innal jaheema hiyal maawaa
📖 Dikany Malagasy
dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — An-Nazi'at

37فَأَمَّا مَن طَغَىٰ
Fa izay nikomy tsy nankato an'I Allah kosa
38وَآثَرَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
sy nifidy ny fiainana eto ambonin'ny tany,
39فَإِنَّ الْجَحِيمَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,
40وَأَمَّا مَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ وَنَهَى النَّفْسَ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony sy nitandrina ny tenany tamin'ny filan-dratsin'ny nofo kosa;
41فَإِنَّ الْجَنَّةَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny paradisa no ho fonenan'izy ireo,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 39

Surah An-Nazi'at Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,

Surah Andininy 39/46 — An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nazi'at Henoy, An-Nazi'at Fandikana, An-Nazi'at mp3, An-Nazi'at pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers