An-Nazi'at · 40/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
وَأَمَّا مَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ وَنَهَى النَّفْسَ عَنِ الْهَوَىٰ ۝٤٠
Wa ammaa man khaafa maqaama Rabbihee wa nahan nafsa `anil hawaa
📖 Dikany Malagasy
Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony sy nitandrina ny tenany tamin'ny filan-dratsin'ny nofo kosa;

🎧 Henoy


📜 Andininy 38-42 — Surah An-Nazi'at

38وَآثَرَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
sy nifidy ny fiainana eto ambonin'ny tany,
39فَإِنَّ الْجَحِيمَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,
40وَأَمَّا مَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ وَنَهَى النَّفْسَ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony sy nitandrina ny tenany tamin'ny filan-dratsin'ny nofo kosa;
41فَإِنَّ الْجَنَّةَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny paradisa no ho fonenan'izy ireo,
42يَسْأَلُونَكَ عَنِ السَّاعَةِ أَيَّانَ مُرْسَاهَا
Hanontany anao ny amin'ny andro farany izy ireo hoe: "Rahoviana anga no ahatongavan'izany? "
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 40

Surah An-Nazi'at Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony…

Surah Andininy 40/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers