An-Nazi'at · 38/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
وَآثَرَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا ۝٣٨
Wa aasaral hayaatad dunyaa
📖 Dikany Malagasy
sy nifidy ny fiainana eto ambonin'ny tany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 36-40 — Surah An-Nazi'at

36وَبُرِّزَتِ الْجَحِيمُ لِمَن يَرَىٰ
dia hibaribary amin'izay mijery ny Afo be,
37فَأَمَّا مَن طَغَىٰ
Fa izay nikomy tsy nankato an'I Allah kosa
38وَآثَرَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
sy nifidy ny fiainana eto ambonin'ny tany,
39فَإِنَّ الْجَحِيمَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,
40وَأَمَّا مَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ وَنَهَى النَّفْسَ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony sy nitandrina ny tenany tamin'ny filan-dratsin'ny nofo kosa;
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 38

Surah An-Nazi'at Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : sy nifidy ny fiainana eto ambonin'ny tany,

Surah Andininy 38/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers