An-Nazi'at · 41/46
Fandikana Fanononana — An-Nazi'at
فَإِنَّ الْجَنَّةَ هِيَ الْمَأْوَىٰ ۝٤١
Fa innal jannata hiyal maawaa
📖 Dikany Malagasy
dia ny paradisa no ho fonenan'izy ireo,
🎧 Henoy

📜 Andininy 39-43 — An-Nazi'at

39فَإِنَّ الْجَحِيمَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny Afo be no hitoeran'izy ireo,
40وَأَمَّا مَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ وَنَهَى النَّفْسَ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony sy nitandrina ny tenany tamin'ny filan-dratsin'ny nofo kosa;
41فَإِنَّ الْجَنَّةَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny paradisa no ho fonenan'izy ireo,
42يَسْأَلُونَكَ عَنِ السَّاعَةِ أَيَّانَ مُرْسَاهَا
Hanontany anao ny amin'ny andro farany izy ireo hoe: "Rahoviana anga no ahatongavan'izany? "
43فِيمَ أَنتَ مِن ذِكْرَاهَا
Amin'ny fomba ahoana no hilazanao izany amin'izy ireo?
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
41Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 41

Surah An-Nazi'at Andininy 41 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia ny paradisa no ho fonenan'izy ireo,

Surah Andininy 41/46 — An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nazi'at Henoy, An-Nazi'at Fandikana, An-Nazi'at mp3, An-Nazi'at pdf. Andininy 39–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers