An-Nazi'at · 42/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
يَسْأَلُونَكَ عَنِ السَّاعَةِ أَيَّانَ مُرْسَاهَا ۝٤٢
Yas`aloonaka `anis saa`ati ayyaana mursaahaa
📖 Dikany Malagasy
Hanontany anao ny amin'ny andro farany izy ireo hoe: "Rahoviana anga no ahatongavan'izany? "

🎧 Henoy


📜 Andininy 40-44 — Surah An-Nazi'at

40وَأَمَّا مَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ وَنَهَى النَّفْسَ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary ho an'izay natahotra ny fihaonan'izy ireo eo anoloan'ny Tompony sy nitandrina ny tenany tamin'ny filan-dratsin'ny nofo kosa;
41فَإِنَّ الْجَنَّةَ هِيَ الْمَأْوَىٰ
dia ny paradisa no ho fonenan'izy ireo,
42يَسْأَلُونَكَ عَنِ السَّاعَةِ أَيَّانَ مُرْسَاهَا
Hanontany anao ny amin'ny andro farany izy ireo hoe: "Rahoviana anga no ahatongavan'izany? "
43فِيمَ أَنتَ مِن ذِكْرَاهَا
Amin'ny fomba ahoana no hilazanao izany amin'izy ireo?
44إِلَىٰ رَبِّكَ مُنتَهَاهَا
any amin'ny Tomponao ny fahalalana izany.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
42Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 42

Surah An-Nazi'at Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hanontany anao ny amin'ny andro farany izy ireo hoe: "Rahoviana…

Surah Andininy 42/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 40–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 21, 2026

Don't forget us in your sincere prayers