At-Takwir · 8/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
وَإِذَا الْمَوْءُودَةُ سُئِلَتْ ۝٨
Wa izal maw`oodatu su`ilat
📖 Dikany Malagasy
rehefa hanontaniana ireo zazavavy nalevim-belona hoe:

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah At-Takwir

6وَإِذَا الْبِحَارُ سُجِّرَتْ
rehefa manjary nirehitra ny ranomasina,
7وَإِذَا النُّفُوسُ زُوِّجَتْ
rehefa voatambatra araka ny sokajiny avy ny fanahy,
8وَإِذَا الْمَوْءُودَةُ سُئِلَتْ
rehefa hanontaniana ireo zazavavy nalevim-belona hoe:
9بِأَيِّ ذَنبٍ قُتِلَتْ
mba fahotana inona loatra no antony namonoana azy?
10وَإِذَا الصُّحُفُ نُشِرَتْ
rehefa nampahalalana ireo takela-piraketana ny asa vita,
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — At-Takwir 8

Surah At-Takwir Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : rehefa hanontaniana ireo zazavavy nalevim-belona hoe:

Surah Andininy 8/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers