Al-Mutaffifin · 23/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
عَلَى الْأَرَائِكِ يَنظُرُونَ ۝٢٣
Alal araaa`iki yanzuroon
📖 Dikany Malagasy
Ka eo ambon'ny toerana avo no hitazanan'izy ireo ny fahavalon'I Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 21-25 — Surah Al-Mutaffifin

21يَشْهَدُهُ الْمُقَرَّبُونَ
Ho vavolombelona ny amin'izay ireo anjely.
22إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
Eny! Tena marina, ireo feno fankatoavana an'I Allah, dia ho ao anatin'ny fiadanana.
23عَلَى الْأَرَائِكِ يَنظُرُونَ
Ka eo ambon'ny toerana avo no hitazanan'izy ireo ny fahavalon'I Allah.
24تَعْرِفُ فِي وُجُوهِهِمْ نَضْرَةَ النَّعِيمِ
Hitanao taratra eny amin'ny endrik'izy ireo ny hazavam-pahasoavana.
25يُسْقَوْنَ مِن رَّحِيقٍ مَّخْتُومٍ
Hampisotroina azy ireo ny fisotro tsara indrindra voatokana ho azy ireo.
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Mutaffifin 23

Surah Al-Mutaffifin Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka eo ambon'ny toerana avo no hitazanan'izy ireo ny fahavalon'I…

Surah Andininy 23/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers