Al-Mutaffifin · 24/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
تَعْرِفُ فِي وُجُوهِهِمْ نَضْرَةَ النَّعِيمِ ٢٤
Transliteration
Ta`rifu fee wujoohihim nadratan na`eem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Hitanao taratra eny amin'ny endrik'izy ireo ny hazavam-pahasoavana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 22-26 — Surah Al-Mutaffifin
22إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
Eny! Tena marina, ireo feno fankatoavana an'I Allah, dia ho ao anatin'ny fiadanana.
23عَلَى الْأَرَائِكِ يَنظُرُونَ
Ka eo ambon'ny toerana avo no hitazanan'izy ireo ny fahavalon'I Allah.
24تَعْرِفُ فِي وُجُوهِهِمْ نَضْرَةَ النَّعِيمِ
Hitanao taratra eny amin'ny endrik'izy ireo ny hazavam-pahasoavana.
25يُسْقَوْنَ مِن رَّحِيقٍ مَّخْتُومٍ
Hampisotroina azy ireo ny fisotro tsara indrindra voatokana ho azy ireo.
26خِتَامُهُ مِسْكٌ ۚ وَفِي ذَٰلِكَ فَلْيَتَنَافَسِ الْمُتَنَافِسُونَ
Ny tsirony eo am-piafarana dia manitra, mamerovero, ka tokony hifaninana ny amin'izany ireo te-hifaninana.
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
24Andininy
Fandikana — Al-Mutaffifin 24
Surah Al-Mutaffifin Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hitanao taratra eny amin'ny endrik'izy ireo ny hazavam-pahasoavana.Surah Andininy 24/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








