Al-Mutaffifin · 22/36
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mutaffifin
إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ ۝٢٢
Innal abraara lafee Na`eem
📖 Dikany Malagasy
Eny! Tena marina, ireo feno fankatoavana an'I Allah, dia ho ao anatin'ny fiadanana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Mutaffifin

20كِتَابٌ مَّرْقُومٌ
Boky efa voasoratra.
21يَشْهَدُهُ الْمُقَرَّبُونَ
Ho vavolombelona ny amin'izay ireo anjely.
22إِنَّ الْأَبْرَارَ لَفِي نَعِيمٍ
Eny! Tena marina, ireo feno fankatoavana an'I Allah, dia ho ao anatin'ny fiadanana.
23عَلَى الْأَرَائِكِ يَنظُرُونَ
Ka eo ambon'ny toerana avo no hitazanan'izy ireo ny fahavalon'I Allah.
24تَعْرِفُ فِي وُجُوهِهِمْ نَضْرَةَ النَّعِيمِ
Hitanao taratra eny amin'ny endrik'izy ireo ny hazavam-pahasoavana.
Al-MutaffifinFizahan-takila Koraña
36Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Mutaffifin 22

Surah Al-Mutaffifin Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eny! Tena marina, ireo feno fankatoavana an'I Allah, dia ho…

Surah Andininy 22/36 — Surah Al-Mutaffifin المطففين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mutaffifin Henoy, Surah Al-Mutaffifin Fandikana, Surah Al-Mutaffifin mp3, Surah Al-Mutaffifin pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers