Al-Buruj · 15/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
ذُو الْعَرْشِ الْمَجِيدُ ۝١٥
Zul `Arshil Majeed
📖 Dikany Malagasy
Ilay Tompon'ny seza fiandrianana be voninahitra.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Buruj

13إِنَّهُ هُوَ يُبْدِئُ وَيُعِيدُ
Ary Izy ilay mpahary ny tany am-piandohana, ary Izy ihany koa no hanangana indray ny amin'ny maty.
14وَهُوَ الْغَفُورُ الْوَدُودُ
Izy ilay mpamela heloka sy be fitiavana,
15ذُو الْعَرْشِ الْمَجِيدُ
Ilay Tompon'ny seza fiandrianana be voninahitra.
16فَعَّالٌ لِّمَا يُرِيدُ
Mahanteraka izay sitrany.
17هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ الْجُنُودِ
Moa ve tonga tany aminao ny tantaran'ireo tafika?
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Buruj 15

Surah Al-Buruj Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ilay Tompon'ny seza fiandrianana be voninahitra.

Surah Andininy 15/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers