At-Tariq · 15/17
Fandikana Fanononana — At-Tariq
إِنَّهُمْ يَكِيدُونَ كَيْدًا ۝١٥
Innahum yakeedoona kaidaa
📖 Dikany Malagasy
Mampiasa ny hafetsen-dratsiny tokoa izy ireo (ireo tsy mpino),

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — At-Tariq

13إِنَّهُ لَقَوْلٌ فَصْلٌ
fa ny Koroany masina dia teny manavaka ny marina amin'ny lainga,
14وَمَا هُوَ بِالْهَزْلِ
ary tsy vazivazy tsy misy fotony velively akory,
15إِنَّهُمْ يَكِيدُونَ كَيْدًا
Mampiasa ny hafetsen-dratsiny tokoa izy ireo (ireo tsy mpino),
16وَأَكِيدُ كَيْدًا
Izaho koa anefa dia mamaly azy ireo ny amin'izany,
17فَمَهِّلِ الْكَافِرِينَ أَمْهِلْهُمْ رُوَيْدًا
Koa omeo fe-potoana ireo tsy mpino, fe-potoana kely ihany.
At-TariqFizahan-takila Koraña
17Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — At-Tariq 15

Surah At-Tariq Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mampiasa ny hafetsen-dratsiny tokoa izy ireo (ireo tsy mpino),

Surah Andininy 15/17 — At-Tariq الطارق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tariq Henoy, At-Tariq Fandikana, At-Tariq mp3, At-Tariq pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers