Al-Fajr · 14/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
إِنَّ رَبَّكَ لَبِالْمِرْصَادِ ١٤
Transliteration
Inna Rabbaka labil mirsaad
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina ! Ny tomponao dia manara-maso fatratra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 12-16 — Al-Fajr
12فَأَكْثَرُوا فِيهَا الْفَسَادَ
Ary nampiely faharatsiana maro tao.
13فَصَبَّ عَلَيْهِمْ رَبُّكَ سَوْطَ عَذَابٍ
Noho izany dia nandefasan'ny Tomponao kapoka mavaivay izy ireo.
14إِنَّ رَبَّكَ لَبِالْمِرْصَادِ
Tena marina ! Ny tomponao dia manara-maso fatratra.
15فَأَمَّا الْإِنسَانُ إِذَا مَا ابْتَلَاهُ رَبُّهُ فَأَكْرَمَهُ وَنَعَّمَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَكْرَمَنِ
Ny olombelona rehefa notsapàn'ny Tompony ka notahiny sy nomeny fahasoavana, dia hiteny izy ireo hoe : "Nitahy ahy ny Tompoko".
16وَأَمَّا إِذَا مَا ابْتَلَاهُ فَقَدَرَ عَلَيْهِ رِزْقَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَهَانَنِ
Ary rehefa notsapàny koa izy ireo ka nampianjadiany fahasahiranana ; dia hiteny izy ireo hoe : "tsy norarahin'ny Tompoko aho".
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
14Andininy
Fandikana — Al-Fajr 14
Surah Al-Fajr Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina ! Ny tomponao dia manara-maso fatratra.Surah Andininy 14/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








