Al-Fajr · 15/30
Fandikana Fanononana — Al-Fajr
فَأَمَّا الْإِنسَانُ إِذَا مَا ابْتَلَاهُ رَبُّهُ فَأَكْرَمَهُ وَنَعَّمَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَكْرَمَنِ ۝١٥
Fa ammal insaanu izaa mab talaahu Rabbuhoo fa akramahoo wa na` `amahoo fa yaqoolu Rabbeee akraman
📖 Dikany Malagasy
Ny olombelona rehefa notsapàn'ny Tompony ka notahiny sy nomeny fahasoavana, dia hiteny izy ireo hoe : "Nitahy ahy ny Tompoko".
🎧 Henoy

📜 Andininy 13-17 — Al-Fajr

13فَصَبَّ عَلَيْهِمْ رَبُّكَ سَوْطَ عَذَابٍ
Noho izany dia nandefasan'ny Tomponao kapoka mavaivay izy ireo.
14إِنَّ رَبَّكَ لَبِالْمِرْصَادِ
Tena marina ! Ny tomponao dia manara-maso fatratra.
15فَأَمَّا الْإِنسَانُ إِذَا مَا ابْتَلَاهُ رَبُّهُ فَأَكْرَمَهُ وَنَعَّمَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَكْرَمَنِ
Ny olombelona rehefa notsapàn'ny Tompony ka notahiny sy nomeny fahasoavana, dia hiteny izy ireo hoe : "Nitahy ahy ny Tompoko".
16وَأَمَّا إِذَا مَا ابْتَلَاهُ فَقَدَرَ عَلَيْهِ رِزْقَهُ فَيَقُولُ رَبِّي أَهَانَنِ
Ary rehefa notsapàny koa izy ireo ka nampianjadiany fahasahiranana ; dia hiteny izy ireo hoe : "tsy norarahin'ny Tompoko aho".
17كَلَّا ۖ بَل لَّا تُكْرِمُونَ الْيَتِيمَ
Tsia ! indrisy anefa fa manao tsinotsinona ny kamboty ianareo.
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Fajr 15

Surah Al-Fajr Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny olombelona rehefa notsapàn'ny Tompony ka notahiny sy nomeny fahasoavana,…

Surah Andininy 15/30 — Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fajr Henoy, Al-Fajr Fandikana, Al-Fajr mp3, Al-Fajr pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers