At-Tawbah · 106/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
وَآخَرُونَ مُرْجَوْنَ لِأَمْرِ اللَّهِ إِمَّا يُعَذِّبُهُمْ وَإِمَّا يَتُوبُ عَلَيْهِمْ ۗ وَاللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٌ ۝١٠٦
Wa aakharoona murjawna li amril laahi imaa yu`az zibuhum wa immaa yatoobu `alaihim; wallaahu `Aleemun Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo sasany hafa dia navela eo am-piandrasana ny fanapahan-kevitr’i Allah, na ho saziany izy ireo na ho avelany ny helok’izy ireo. Ary Allah dia be Fahalalana sy be Fahendrena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 104-108 — At-Tawbah

104أَلَمْ يَعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ هُوَ يَقْبَلُ التَّوْبَةَ عَنْ عِبَادِهِ وَيَأْخُذُ الصَّدَقَاتِ وَأَنَّ اللَّهَ هُوَ التَّوَّابُ الرَّحِيمُ
Moa ve tsy fantatr’izy ireo tokoa fa i Allah no mandray fibebahan’ireo mpanompony sy mandray ireo fanomezana. Marina fa i Allah no mandray ny Fibebahana sy be Fiantrana.
105وَقُلِ اعْمَلُوا فَسَيَرَى اللَّهُ عَمَلَكُمْ وَرَسُولُهُ وَالْمُؤْمِنُونَ ۖ وَسَتُرَدُّونَ إِلَىٰ عَالِمِ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Ary teneno hoe : “ Miasà Ianareo, fa ho hitan’i Allah sy ny Irany ary ny olon-drehetra ny Asanareo ary ho averina any amin’Ilay Mahafantatra ny miafina sy ny hita maso Ianareo ary ho lazainy Anareo izay rehetra nataonareo.
106وَآخَرُونَ مُرْجَوْنَ لِأَمْرِ اللَّهِ إِمَّا يُعَذِّبُهُمْ وَإِمَّا يَتُوبُ عَلَيْهِمْ ۗ وَاللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٌ
Ary ireo sasany hafa dia navela eo am-piandrasana ny fanapahan-kevitr’i Allah, na ho saziany izy ireo na ho avelany ny helok’izy ireo. Ary Allah dia be Fahalalana sy be Fahendrena.
107وَالَّذِينَ اتَّخَذُوا مَسْجِدًا ضِرَارًا وَكُفْرًا وَتَفْرِيقًا بَيْنَ الْمُؤْمِنِينَ وَإِرْصَادًا لِّمَنْ حَارَبَ اللَّهَ وَرَسُولَهُ مِن قَبْلُ ۚ وَلَيَحْلِفُنَّ إِنْ أَرَدْنَا إِلَّا الْحُسْنَىٰ ۖ وَاللَّهُ يَشْهَدُ إِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ
Ireo izay nanangana trano fiankohofana (masjid) hatao toeram-pifandrafiana sy fikomiana, ary fampisarahambazana ireo mpino, ka nanomana izany ho an’ireo niady tamin’Allah sy ny Irany teo aloha, izay mianiana manao hoe : “Tsy maniry afa-tsy ny tsara izahay!”, ary hamafisin’Allah fa mandainga izy ireo.
108لَا تَقُمْ فِيهِ أَبَدًا ۚ لَّمَسْجِدٌ أُسِّسَ عَلَى التَّقْوَىٰ مِنْ أَوَّلِ يَوْمٍ أَحَقُّ أَن تَقُومَ فِيهِ ۚ فِيهِ رِجَالٌ يُحِبُّونَ أَن يَتَطَهَّرُوا ۚ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُطَّهِّرِينَ
Aza mitsangana mihitsy Ianao (manao soalat) ao amin’izany (toerana izany) fa ny masjid naorina tamin’ny fatahorana Allah hatramin’ny Andro voalohany no mendrika kokoa hitsangananao (hanaovana soalat) ao Aminy. Misy Olona mitady hanadio ny tenany (fanahiny) ao, ary Allah dia tia Olona madio.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
106Andininy

Fandikana — At-Tawbah 106

Surah At-Tawbah Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo sasany hafa dia navela eo am-piandrasana ny fanapahan-kevitr’i…

Surah Andininy 106/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers