At-Tawbah · 65/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
وَلَئِن سَأَلْتَهُمْ لَيَقُولُنَّ إِنَّمَا كُنَّا نَخُوضُ وَنَلْعَبُ ۚ قُلْ أَبِاللَّهِ وَآيَاتِهِ وَرَسُولِهِ كُنتُمْ تَسْتَهْزِئُونَ ۝٦٥
Wala`in sa altahum layaqoolunna innamaa kunnaa nakhoodu wa nal`ab; qul abillaahi wa `Aayaatihee wa Rasoolihee kuntum tastahzi`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha hanontany izany amin’izy ireo ianao, dia hamaly izy ireo hoe : “Tena marina fa izahay dia niresaka sy nilalao fotsiny”. Teneno hoe : “ Amin’i Allah sy ireo fanambarany ary amin’ny Irany ve no hanaovanareo vazivazy? ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 63-67 — At-Tawbah

63أَلَمْ يَعْلَمُوا أَنَّهُ مَن يُحَادِدِ اللَّهَ وَرَسُولَهُ فَأَنَّ لَهُ نَارَ جَهَنَّمَ خَالِدًا فِيهَا ۚ ذَٰلِكَ الْخِزْيُ الْعَظِيمُ
Moa ve tsy fantatr’izy ireo fa izay manohitra an'i Allah sy ny Irany dia ho sazina amin'ny afon’ny Helo (Afobe) ka hitoetra ao mandrakizay izy? Izany tokoa ilay fahafaham-baraka lehibe.
64يَحْذَرُ الْمُنَافِقُونَ أَن تُنَزَّلَ عَلَيْهِمْ سُورَةٌ تُنَبِّئُهُم بِمَا فِي قُلُوبِهِمْ ۚ قُلِ اسْتَهْزِئُوا إِنَّ اللَّهَ مُخْرِجٌ مَّا تَحْذَرُونَ
Matahotra ireo mpihatsaravelatsihy sao hisy antokontsoratra hampidinina, ka hamboraka izay nokoboniny tao ampony. Ka lazao hoe: “Ataovy ihany ny fanesoanareo! Fa Allah dia tsy maintsy hampiseho izay natahoranareo”.
65وَلَئِن سَأَلْتَهُمْ لَيَقُولُنَّ إِنَّمَا كُنَّا نَخُوضُ وَنَلْعَبُ ۚ قُلْ أَبِاللَّهِ وَآيَاتِهِ وَرَسُولِهِ كُنتُمْ تَسْتَهْزِئُونَ
Ary raha hanontany izany amin’izy ireo ianao, dia hamaly izy ireo hoe : “Tena marina fa izahay dia niresaka sy nilalao fotsiny”. Teneno hoe : “ Amin’i Allah sy ireo fanambarany ary amin’ny Irany ve no hanaovanareo vazivazy? ”
66لَا تَعْتَذِرُوا قَدْ كَفَرْتُم بَعْدَ إِيمَانِكُمْ ۚ إِن نَّعْفُ عَن طَائِفَةٍ مِّنكُمْ نُعَذِّبْ طَائِفَةً بِأَنَّهُمْ كَانُوا مُجْرِمِينَ
Aza manadio tena eo intsony Ianareo : “ Efa tsy nino Ianareo taorian’ny finoanareo, raha mandefitra amin’ny sasany Aminareo izahay dia tsy handefitra kosa amin’ny sasany hafa, satria izy ireo dia mpanao heloka bevava ”.
67الْمُنَافِقُونَ وَالْمُنَافِقَاتُ بَعْضُهُم مِّن بَعْضٍ ۚ يَأْمُرُونَ بِالْمُنكَرِ وَيَنْهَوْنَ عَنِ الْمَعْرُوفِ وَيَقْبِضُونَ أَيْدِيَهُمْ ۚ نَسُوا اللَّهَ فَنَسِيَهُمْ ۗ إِنَّ الْمُنَافِقِينَ هُمُ الْفَاسِقُونَ
Ireo mpihatsaravelatsihy, lahy sy vavy, dia nifanaraka ny andaniny sy ny ankilany, mifaniraka amin’ny ratsy sy mifandrara amin’ny tsara, manakombona ny tànany izy ireo, nanadino an’i Allah izy ireo ka nanadino azy ireo koa Izy. Marina fa ireo mpihatsaravelatsihy dia mpanao ratsy.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
65Andininy

Fandikana — At-Tawbah 65

Surah At-Tawbah Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha hanontany izany amin’izy ireo ianao, dia hamaly izy…

Surah Andininy 65/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers