At-Tawbah · 89/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
أَعَدَّ اللَّهُ لَهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ ٨٩
Transliteration
A`addal laahu lahum Jannaatin tajree min tahtihal anhaaru khaalideena feehaa; zaalikal fawzul `azeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Nanomana zaridaina (Paradisa) ho azy ireo Allah izay ikorianan’ny renirano eo ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay. Fa fahombiazana lehibe izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 87-91 — At-Tawbah
87رَضُوا بِأَن يَكُونُوا مَعَ الْخَوَالِفِ وَطُبِعَ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَفْقَهُونَ
Afa-po izy ireo fa niaraka tamin’ireo mpijanona taty aoriana. Voahidy mafy ny fon’izy ireo ka tsy afaka mahalala intsony.
88لَٰكِنِ الرَّسُولُ وَالَّذِينَ آمَنُوا مَعَهُ جَاهَدُوا بِأَمْوَالِهِمْ وَأَنفُسِهِمْ ۚ وَأُولَٰئِكَ لَهُمُ الْخَيْرَاتُ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Nefa ilay Iraka sy ireo izay nino niaraka Taminy kosa dia nanao jihad tamin’ny alalany ny fananan’izy ireo sy ny vatany. Izy ireny no hahazo zava-tsoa ary izy ireny ihany koa no hahazo ny fahombiazana.
89أَعَدَّ اللَّهُ لَهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Nanomana zaridaina (Paradisa) ho azy ireo Allah izay ikorianan’ny renirano eo ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay. Fa fahombiazana lehibe izany.
90وَجَاءَ الْمُعَذِّرُونَ مِنَ الْأَعْرَابِ لِيُؤْذَنَ لَهُمْ وَقَعَدَ الَّذِينَ كَذَبُوا اللَّهَ وَرَسُولَهُ ۚ سَيُصِيبُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِنْهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Ary tonga ireo arabo mpifindra monina niala tsiny mba omena alàlana (tsy handray anjara amin’ny jihad) izy ireo. Ary nijanona tany aminy ireo izay nandainga tamin’i Allah sy ny Irany. Hahazo ny sazy mamirifiry ireo izay tsy nino tamin’izy ireo.
91لَّيْسَ عَلَى الضُّعَفَاءِ وَلَا عَلَى الْمَرْضَىٰ وَلَا عَلَى الَّذِينَ لَا يَجِدُونَ مَا يُنفِقُونَ حَرَجٌ إِذَا نَصَحُوا لِلَّهِ وَرَسُولِهِ ۚ مَا عَلَى الْمُحْسِنِينَ مِن سَبِيلٍ ۚ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Tsy misy tsiny ho an’ireo osa, na ireo marary, na koa ireo izay tsy mahita hamatsiana tena, raha mendri-pitondran-tena eo anatrehan’i Allah sy ny irany izy ireo. Tsy misy antony hanomezan-tsiny ihany koa ireo mpanao asa soa. Ary i Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
89Andininy
Fandikana — At-Tawbah 89
Surah At-Tawbah Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nanomana zaridaina (Paradisa) ho azy ireo Allah izay ikorianan’ny renirano…Surah Andininy 89/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







