Al-Balad · 13/20
Fandikana Fanononana — Surah Al-Balad
فَكُّ رَقَبَةٍ ۝١٣
Fakku raqabah
📖 Dikany Malagasy
Dia ny famotsorana mpifatotra nandevozina,

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah Al-Balad

11فَلَا اقْتَحَمَ الْعَقَبَةَ
kanefa tsy niady tamin'ny lalan'ny fahasarotana izy.
12وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْعَقَبَةُ
Moa va fantatrao izany lalan'ny fahasarotana izany ?
13فَكُّ رَقَبَةٍ
Dia ny famotsorana mpifatotra nandevozina,
14أَوْ إِطْعَامٌ فِي يَوْمٍ ذِي مَسْغَبَةٍ
Na fampihinanana amin'ny andron'ny mosary.
15يَتِيمًا ذَا مَقْرَبَةٍ
ny havana kamboty
Al-BaladFizahan-takila Koraña
20Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-Balad 13

Surah Al-Balad Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia ny famotsorana mpifatotra nandevozina,

Surah Andininy 13/20 — Surah Al-Balad البلد (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Balad Henoy, Surah Al-Balad Fandikana, Surah Al-Balad mp3, Surah Al-Balad pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers