Al-Balad · 12/20
Fandikana Fanononana — Surah Al-Balad
وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْعَقَبَةُ ۝١٢
Wa maaa adraaka mal`aqabah
📖 Dikany Malagasy
Moa va fantatrao izany lalan'ny fahasarotana izany ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah Al-Balad

10وَهَدَيْنَاهُ النَّجْدَيْنِ
Ary efa nampahafantariko azy ireo ny lalana roa.
11فَلَا اقْتَحَمَ الْعَقَبَةَ
kanefa tsy niady tamin'ny lalan'ny fahasarotana izy.
12وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْعَقَبَةُ
Moa va fantatrao izany lalan'ny fahasarotana izany ?
13فَكُّ رَقَبَةٍ
Dia ny famotsorana mpifatotra nandevozina,
14أَوْ إِطْعَامٌ فِي يَوْمٍ ذِي مَسْغَبَةٍ
Na fampihinanana amin'ny andron'ny mosary.
Al-BaladFizahan-takila Koraña
20Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Balad 12

Surah Al-Balad Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa va fantatrao izany lalan'ny fahasarotana izany ?

Surah Andininy 12/20 — Surah Al-Balad البلد (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Balad Henoy, Surah Al-Balad Fandikana, Surah Al-Balad mp3, Surah Al-Balad pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers