Al-Layl · 4/21
Fandikana Fanononana — Surah Al-Layl
إِنَّ سَعْيَكُمْ لَشَتَّىٰ ۝٤
Inna sa`yakum lashattaa
📖 Dikany Malagasy
Fa raha ny tena marina, ny asanareo dia samihafa,

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-Layl

2وَالنَّهَارِ إِذَا تَجَلَّىٰ
Amin'ny andro rehefa miposaka mamiratra izy,
3وَمَا خَلَقَ الذَّكَرَ وَالْأُنثَىٰ
Amin'ny nahariana ny lahy sy ny vavy.
4إِنَّ سَعْيَكُمْ لَشَتَّىٰ
Fa raha ny tena marina, ny asanareo dia samihafa,
5فَأَمَّا مَنْ أَعْطَىٰ وَاتَّقَىٰ
Ary ho an'ilay malala-tanana sy manam-patahorana an'I Allah.
6وَصَدَّقَ بِالْحُسْنَىٰ
Ary manamarina ny fisian'ny valisoa tsara indrindra.
Al-LaylFizahan-takila Koraña
21Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Layl 4

Surah Al-Layl Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa raha ny tena marina, ny asanareo dia samihafa,

Surah Andininy 4/21 — Surah Al-Layl الليل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Layl Henoy, Surah Al-Layl Fandikana, Surah Al-Layl mp3, Surah Al-Layl pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers