Ash-Sharh · 3/8
Fandikana Fanononana — Ash-Sharh
الَّذِي أَنقَضَ ظَهْرَكَ ۝٣
Allazee anqada zahrak
📖 Dikany Malagasy
Izay nitambesatra tao an-damosinao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Ash-Sharh

1أَلَمْ نَشْرَحْ لَكَ صَدْرَكَ
Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
2وَوَضَعْنَا عَنكَ وِزْرَكَ
Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
3الَّذِي أَنقَضَ ظَهْرَكَ
Izay nitambesatra tao an-damosinao.
4وَرَفَعْنَا لَكَ ذِكْرَكَ
Ary nasandray ho ambony ny anaranao
5فَإِنَّ مَعَ الْعُسْرِ يُسْرًا
Tena marina fa aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
Ash-SharhFizahan-takila Koraña
8Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Ash-Sharh 3

Surah Ash-Sharh Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nitambesatra tao an-damosinao.

Surah Andininy 3/8 — Ash-Sharh الشرح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Sharh Henoy, Ash-Sharh Fandikana, Ash-Sharh mp3, Ash-Sharh pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers