Yunosy · 104/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
قُلْ يَا أَيُّهَا النَّاسُ إِن كُنتُمْ فِي شَكٍّ مِّن دِينِي فَلَا أَعْبُدُ الَّذِينَ تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِنْ أَعْبُدُ اللَّهَ الَّذِي يَتَوَفَّاكُمْ ۖ وَأُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ ۝١٠٤
Qul yaaa ayyuhan naasu in kuntum fee shakkkim min deenee falaa a`budul lazeena ta`budoona min doonil laahi wa laakin a`budul laahal lazee yatawaffaakum wa umirtu an akoona minal mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : ” O! Ianareo Olombelona, raha ohatra ka ao anatin’ny fisalasalana Ianareo mikasika ny finoako, fa izaho kosa dia tsy hanompo mihitsy izay tompoinareo Ankoatran'i Allah, fa dia manompo kosa an’i Allah izay manala ny fofon’ainanareo. Ary nandidy Ahy Izy ho anisan’ireo mpino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 102-106 — Yunosy

102فَهَلْ يَنتَظِرُونَ إِلَّا مِثْلَ أَيَّامِ الَّذِينَ خَلَوْا مِن قَبْلِهِمْ ۚ قُلْ فَانتَظِرُوا إِنِّي مَعَكُم مِّنَ الْمُنتَظِرِينَ
Moa ve tsy miandry izy ireo afa-tsy ny famaizana izay mitovy tamin’iireo vahoaka nandalo talohan’izy ireo ? Teneno hoe : " Andrasonareo ary fa izaho dia anisan’ireo miandry miaraka Aminareo ”.
103ثُمَّ نُنَجِّي رُسُلَنَا وَالَّذِينَ آمَنُوا ۚ كَذَٰلِكَ حَقًّا عَلَيْنَا نُنجِ الْمُؤْمِنِينَ
Avy eo dia avotanay ireo irakay sy ireo izay nino, tahak’izany. Eny, adidinay tokoa ny manavotra ireo mpino.
104قُلْ يَا أَيُّهَا النَّاسُ إِن كُنتُمْ فِي شَكٍّ مِّن دِينِي فَلَا أَعْبُدُ الَّذِينَ تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِنْ أَعْبُدُ اللَّهَ الَّذِي يَتَوَفَّاكُمْ ۖ وَأُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Teneno hoe : ” O! Ianareo Olombelona, raha ohatra ka ao anatin’ny fisalasalana Ianareo mikasika ny finoako, fa izaho kosa dia tsy hanompo mihitsy izay tompoinareo Ankoatran'i Allah, fa dia manompo kosa an’i Allah izay manala ny fofon’ainanareo. Ary nandidy Ahy Izy ho anisan’ireo mpino.
105وَأَنْ أَقِمْ وَجْهَكَ لِلدِّينِ حَنِيفًا وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Ary mitodiha Ianao amin’ny finoana tanteraka an’i Allah tokana ary aoka Ianao tsy ho anisan’ireo mpanakambana an’i Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy)
106وَلَا تَدْعُ مِن دُونِ اللَّهِ مَا لَا يَنفَعُكَ وَلَا يَضُرُّكَ ۖ فَإِن فَعَلْتَ فَإِنَّكَ إِذًا مِّنَ الظَّالِمِينَ
Ary aza mangataka Ianao raha tsy amin’i Allah, amin’izay tsy azahoanao tombony na tsy hampahory Anao, fa raha manao izany Ianao, dia tena ho anisan’ireo mpanao ny tsy rariny.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
104Andininy

Fandikana — Yunosy 104

Surah Yunosy Andininy 104 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : ” O! Ianareo Olombelona, raha ohatra ka…

Surah Andininy 104/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 102–106. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers