Yunosy · 74/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
ثُمَّ بَعَثْنَا مِن بَعْدِهِ رُسُلًا إِلَىٰ قَوْمِهِمْ فَجَاءُوهُم بِالْبَيِّنَاتِ فَمَا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا بِمَا كَذَّبُوا بِهِ مِن قَبْلُ ۚ كَذَٰلِكَ نَطْبَعُ عَلَىٰ قُلُوبِ الْمُعْتَدِينَ ۝٧٤
Summma ba`asnaa mim ba`dihee Rusulan ilaa qawmihim fajaaa`oohum bilbaiyinaati famaa kaanoo liyu`minoo bimaa kazzaboo bihee min qabl; kazaalika natba`u `alaa quloobil mu`tadeen
📖 Dikany Malagasy
Ary taoriany, Izahay dia nandefa Iraka maro tamin’ny vahoakan’izy ireo. Tonga Taminy (vahoaka) niaraka tamin’ny porofo mazava izy ireo. Ka nefa tsy vonona hino izay efa nolazain’izy ireo fa lainga teo aloha izy ireo. Tahak’izany no hanidinay tanteraka ny Fon’ireo izay mpandika lalàna.
🎧 Henoy

📜 Andininy 72-76 — Yunosy

72فَإِن تَوَلَّيْتُمْ فَمَا سَأَلْتُكُم مِّنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَى اللَّهِ ۖ وَأُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ مِنَ الْمُسْلِمِينَ
Raha mitodi-damosina Ianareo, dia tsy nangataka tambiny Aminareo Aho... tsy misy hanome tambiny Ahy afa-tsy i Allah irery ihany. Ary nodidiny Aho mba ho anisan’ireo mpanaiky Azy tanteraka ”.
73فَكَذَّبُوهُ فَنَجَّيْنَاهُ وَمَن مَّعَهُ فِي الْفُلْكِ وَجَعَلْنَاهُمْ خَلَائِفَ وَأَغْرَقْنَا الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُنذَرِينَ
Nolazain’izy ireo fa mpandainga Izy. Ka navotanay Izy sy ireo izay niaraka Taminy tao amin’ilay Sambo fiara ary nataonay ho mpandimby eto an-tany izy ireo. Ary narendrikay ireo izay nilaza fa lainga ireo porofonay. Ka jereo ahoana no niafaran’ireo izay nahazo fampitandremana !
74ثُمَّ بَعَثْنَا مِن بَعْدِهِ رُسُلًا إِلَىٰ قَوْمِهِمْ فَجَاءُوهُم بِالْبَيِّنَاتِ فَمَا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا بِمَا كَذَّبُوا بِهِ مِن قَبْلُ ۚ كَذَٰلِكَ نَطْبَعُ عَلَىٰ قُلُوبِ الْمُعْتَدِينَ
Ary taoriany, Izahay dia nandefa Iraka maro tamin’ny vahoakan’izy ireo. Tonga Taminy (vahoaka) niaraka tamin’ny porofo mazava izy ireo. Ka nefa tsy vonona hino izay efa nolazain’izy ireo fa lainga teo aloha izy ireo. Tahak’izany no hanidinay tanteraka ny Fon’ireo izay mpandika lalàna.
75ثُمَّ بَعَثْنَا مِن بَعْدِهِم مُّوسَىٰ وَهَارُونَ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ وَمَلَئِهِ بِآيَاتِنَا فَاسْتَكْبَرُوا وَكَانُوا قَوْمًا مُّجْرِمِينَ
Avy eo dia nalefanay taorian’izy ireny i Moussa (Mosesy) sy i Harona (Arona) tamin’i Faraona sy ny loholony niaraka tamin’ireo porofonay. Ka nefa nanambony tena izy ireo ary izy ireo dia vahoaka efa mpanao heloka bevava.
76فَلَمَّا جَاءَهُمُ الْحَقُّ مِنْ عِندِنَا قَالُوا إِنَّ هَٰذَا لَسِحْرٌ مُّبِينٌ
Rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahamarinana avy taty Aminay, dia niteny izy ireo hoe ka nanao hoe: : " Marina fa tena majika miharihary izany ”.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
74Andininy

Fandikana — Yunosy 74

Surah Yunosy Andininy 74 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary taoriany, Izahay dia nandefa Iraka maro tamin’ny vahoakan’izy ireo.…

Surah Andininy 74/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 72–76. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers