Al-Qari'ah · 4/11
Fandikana Fanononana — Al-Qari'ah
يَوْمَ يَكُونُ النَّاسُ كَالْفَرَاشِ الْمَبْثُوثِ ۝٤
Yauma ya koonun naasu kal farashil mabthooth
📖 Dikany Malagasy
Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-6 — Al-Qari'ah

2مَا الْقَارِعَةُ
Inona moa ilay mikotrokotroka ?
3وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْقَارِعَةُ
Moa fantatrao va ilay mikotrokotroka ?
4يَوْمَ يَكُونُ النَّاسُ كَالْفَرَاشِ الْمَبْثُوثِ
Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana.
5وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ الْمَنفُوشِ
Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
6فَأَمَّا مَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ
Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.
Al-Qari'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Qari'ah 4

Surah Al-Qari'ah Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana.

Surah Andininy 4/11 — Al-Qari'ah القارعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qari'ah Henoy, Al-Qari'ah Fandikana, Al-Qari'ah mp3, Al-Qari'ah pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers