Al-Qari'ah · 5/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qari'ah
وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ الْمَنفُوشِ ۝٥
Wa ta koonul jibalu kal `ihnil manfoosh
📖 Dikany Malagasy
Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-Qari'ah

3وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْقَارِعَةُ
Moa fantatrao va ilay mikotrokotroka ?
4يَوْمَ يَكُونُ النَّاسُ كَالْفَرَاشِ الْمَبْثُوثِ
Dia ilay andro hahatonga ny olona ho toin'ny lolo mielim-patrana.
5وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ الْمَنفُوشِ
Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
6فَأَمَّا مَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ
Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.
7فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !
Al-Qari'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Qari'ah 5

Surah Al-Qari'ah Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.

Surah Andininy 5/11 — Surah Al-Qari'ah القارعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qari'ah Henoy, Surah Al-Qari'ah Fandikana, Surah Al-Qari'ah mp3, Surah Al-Qari'ah pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers