Ar-Ra'd · 7/43
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Ra'd
وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ آيَةٌ مِّن رَّبِّهِ ۗ إِنَّمَا أَنتَ مُنذِرٌ ۖ وَلِكُلِّ قَوْمٍ هَادٍ ۝٧
Wa yaqoolul lazeena kafaroo law laaa unzila `alaihi Aayatum mir Rabbih; innamaaa anta munzirunw wa likulli qawmin haad
📖 Dikany Malagasy
Ary niteny ireo izay tsy nino ka nanao hoe : ” Nahoana no tsy nampidinina taminy (Mohammad) ny fahagagana avy amin’ny Tompony ” Tsy iza Ianao fa mpampitandrina ihany, ary isaky ny vahoaka dia misy pitari-dàlana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Ar-Ra'd

5۞ وَإِن تَعْجَبْ فَعَجَبٌ قَوْلُهُمْ أَإِذَا كُنَّا تُرَابًا أَإِنَّا لَفِي خَلْقٍ جَدِيدٍ ۗ أُولَٰئِكَ الَّذِينَ كَفَرُوا بِرَبِّهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ الْأَغْلَالُ فِي أَعْنَاقِهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ أَصْحَابُ النَّارِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Ary raha misy mahagaga Anao, dia tsy misy tena mahagaga raha tsy ny fitenin’izy ireo manao hoe :“ Raha lasa vovoka Isika, moa hiverina amin’ny fahariana vaovao indray ve ? " Izy ireny no tsy mino ny Tompon’izy ireo. Ary izy ireo no hitondra zioga eo am-bozony. Ary izy ireo no vahoakan’ny Afobe sy hitoetra ao mandrakizay.
6وَيَسْتَعْجِلُونَكَ بِالسَّيِّئَةِ قَبْلَ الْحَسَنَةِ وَقَدْ خَلَتْ مِن قَبْلِهِمُ الْمَثُلَاتُ ۗ وَإِنَّ رَبَّكَ لَذُو مَغْفِرَةٍ لِّلنَّاسِ عَلَىٰ ظُلْمِهِمْ ۖ وَإِنَّ رَبَّكَ لَشَدِيدُ الْعِقَابِ
Ary mangataka Aminareo izy ireo ny hanafainganana ny loza nohon'ny hasambarana. Marina fa nisy tokoa talohan’izy ireo, ireo sazy mitovy amin’izany. Marina fa ny Tomponao dia Tompon’ny famelan-keloka ho an’ny olombelona na dia eo aza ireo tsy rariny nataony. Marina fa ny Tomponao dia mafy sazy.
7وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ آيَةٌ مِّن رَّبِّهِ ۗ إِنَّمَا أَنتَ مُنذِرٌ ۖ وَلِكُلِّ قَوْمٍ هَادٍ
Ary niteny ireo izay tsy nino ka nanao hoe : ” Nahoana no tsy nampidinina taminy (Mohammad) ny fahagagana avy amin’ny Tompony ” Tsy iza Ianao fa mpampitandrina ihany, ary isaky ny vahoaka dia misy pitari-dàlana.
8اللَّهُ يَعْلَمُ مَا تَحْمِلُ كُلُّ أُنثَىٰ وَمَا تَغِيضُ الْأَرْحَامُ وَمَا تَزْدَادُ ۖ وَكُلُّ شَيْءٍ عِندَهُ بِمِقْدَارٍ
Allah dia mahafantatra izay entin’ny vavy tsirairay sy ny fotoana faharetan’ny vohoka : fohy na ho lava. Ny zava-drehetra eo aminy dia samy manana ny fetrany.
9عَالِمُ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ الْكَبِيرُ الْمُتَعَالِ
Izy no ilay mahafantatra ny zava-miafina sy ny miharihary, ary Izy no ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
7Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 7

Surah Ar-Ra'd Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niteny ireo izay tsy nino ka nanao hoe :…

Surah Andininy 7/43 — Surah Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Ra'd Henoy, Surah Ar-Ra'd Fandikana, Surah Ar-Ra'd mp3, Surah Ar-Ra'd pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers