Ar-Ra'd · 8/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
اللَّهُ يَعْلَمُ مَا تَحْمِلُ كُلُّ أُنثَىٰ وَمَا تَغِيضُ الْأَرْحَامُ وَمَا تَزْدَادُ ۖ وَكُلُّ شَيْءٍ عِندَهُ بِمِقْدَارٍ ۝٨
Allaahu ya`lamu maa tahmilu kullu unsaa wa maa tagheedul arhaamu wa maa tazdaad, wa kullu shai`in `indahoo bimiqdaar
📖 Dikany Malagasy
Allah dia mahafantatra izay entin’ny vavy tsirairay sy ny fotoana faharetan’ny vohoka : fohy na ho lava. Ny zava-drehetra eo aminy dia samy manana ny fetrany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 6-10 — Ar-Ra'd

6وَيَسْتَعْجِلُونَكَ بِالسَّيِّئَةِ قَبْلَ الْحَسَنَةِ وَقَدْ خَلَتْ مِن قَبْلِهِمُ الْمَثُلَاتُ ۗ وَإِنَّ رَبَّكَ لَذُو مَغْفِرَةٍ لِّلنَّاسِ عَلَىٰ ظُلْمِهِمْ ۖ وَإِنَّ رَبَّكَ لَشَدِيدُ الْعِقَابِ
Ary mangataka Aminareo izy ireo ny hanafainganana ny loza nohon'ny hasambarana. Marina fa nisy tokoa talohan’izy ireo, ireo sazy mitovy amin’izany. Marina fa ny Tomponao dia Tompon’ny famelan-keloka ho an’ny olombelona na dia eo aza ireo tsy rariny nataony. Marina fa ny Tomponao dia mafy sazy.
7وَيَقُولُ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ آيَةٌ مِّن رَّبِّهِ ۗ إِنَّمَا أَنتَ مُنذِرٌ ۖ وَلِكُلِّ قَوْمٍ هَادٍ
Ary niteny ireo izay tsy nino ka nanao hoe : ” Nahoana no tsy nampidinina taminy (Mohammad) ny fahagagana avy amin’ny Tompony ” Tsy iza Ianao fa mpampitandrina ihany, ary isaky ny vahoaka dia misy pitari-dàlana.
8اللَّهُ يَعْلَمُ مَا تَحْمِلُ كُلُّ أُنثَىٰ وَمَا تَغِيضُ الْأَرْحَامُ وَمَا تَزْدَادُ ۖ وَكُلُّ شَيْءٍ عِندَهُ بِمِقْدَارٍ
Allah dia mahafantatra izay entin’ny vavy tsirairay sy ny fotoana faharetan’ny vohoka : fohy na ho lava. Ny zava-drehetra eo aminy dia samy manana ny fetrany.
9عَالِمُ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ الْكَبِيرُ الْمُتَعَالِ
Izy no ilay mahafantatra ny zava-miafina sy ny miharihary, ary Izy no ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena.
10سَوَاءٌ مِّنكُم مَّنْ أَسَرَّ الْقَوْلَ وَمَن جَهَرَ بِهِ وَمَنْ هُوَ مُسْتَخْفٍ بِاللَّيْلِ وَسَارِبٌ بِالنَّهَارِ
Mitovy ihany (eo Aminy), Aminareo : izay manafina ny teniny na izay mampiely ankarihary, na izay miafina amin’ny alina na izay miseho mazava amin’ny antoandro.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
8Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 8

Surah Ar-Ra'd Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Allah dia mahafantatra izay entin’ny vavy tsirairay sy ny fotoana…

Surah Andininy 8/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers