Al-Hijr · 76/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَإِنَّهَا لَبِسَبِيلٍ مُّقِيمٍ ۝٧٦
Wa innahaa labi sabeelim muqeem
📖 Dikany Malagasy
Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana izay fantatry ny maro.

🎧 Henoy


📜 Andininy 74-78 — Surah Al-Hijr

74فَجَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِمْ حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ
Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy tamin’izy ireo (tahaka ny orana) ny vato avy amin’ny tany manga.
75إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّلْمُتَوَسِّمِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.
76وَإِنَّهَا لَبِسَبِيلٍ مُّقِيمٍ
Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana izay fantatry ny maro.
77إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.
78وَإِن كَانَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ لَظَالِمِينَ
Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany koa).
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
76Andininy

Fandikana — Al-Hijr 76

Surah Al-Hijr Andininy 76 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana…

Surah Andininy 76/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 74–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers