Al-Hijr · 77/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ ۝٧٧
Inna fee zaalika la Aayatal lilmu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 75-79 — Surah Al-Hijr

75إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّلْمُتَوَسِّمِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.
76وَإِنَّهَا لَبِسَبِيلٍ مُّقِيمٍ
Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana izay fantatry ny maro.
77إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.
78وَإِن كَانَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ لَظَالِمِينَ
Ary ireo mponin’ny Al-Aykat dia mpanao ny tsy rariny (ihany koa).
79فَانتَقَمْنَا مِنْهُمْ وَإِنَّهُمَا لَبِإِمَامٍ مُّبِينٍ
Dia namaly azy ireo tamin’ny sazy Izahay, ary tena marina fa ireo (tanàna) Roa ireo dia teo amin’ny làlana mazava tsara.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
77Andininy

Fandikana — Al-Hijr 77

Surah Al-Hijr Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.

Surah Andininy 77/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers