Al-Hijr · 75/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّلْمُتَوَسِّمِينَ ۝٧٥
Inna fee zaalika la Aayaatil lilmutawassimeen
📖 Dikany Malagasy
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.

🎧 Henoy


📜 Andininy 73-77 — Surah Al-Hijr

73فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُشْرِقِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny fiposahan’ny masoandro.
74فَجَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهِمْ حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ
Ary navadikay ambony sy ambany (ny tanàna), ary narotsakay nifanesisesy tamin’izy ireo (tahaka ny orana) ny vato avy amin’ny tany manga.
75إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّلْمُتَوَسِّمِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.
76وَإِنَّهَا لَبِسَبِيلٍ مُّقِيمٍ
Izy io (io tanàna io) dia tena eo amin’ny làlana izay fantatry ny maro.
77إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّلْمُؤْمِنِينَ
Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo mpino.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
75Andininy

Fandikana — Al-Hijr 75

Surah Al-Hijr Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany tokoa dia famantarana marina ho an’ireo izay mahay mandinika.

Surah Andininy 75/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers