An-Nahl · 4/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
خَلَقَ الْإِنسَانَ مِن نُّطْفَةٍ فَإِذَا هُوَ خَصِيمٌ مُّبِينٌ ۝٤
Khalaqal insaana min nutfatin fa izaa huwa khaseemum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Nahary ny Olombelona amin’ny alalan’ny ranon’aina indray mitete Izy, ka indro lasa mpifanohitra miharihary (amin’ny Tompony) Izy.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 2-6 — Surah An-Nahl

2يُنَزِّلُ الْمَلَائِكَةَ بِالرُّوحِ مِنْ أَمْرِهِ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ أَنْ أَنذِرُوا أَنَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاتَّقُونِ
Mampidina ireo Anjely miaraka amin’ny fanambarana Izy, avy amin’ny baikony, ho an’izay sitrany amin’ireo mpanompony : “ Ampitandremonareo fa tsy misy Zanahary hafa ankoatra Ahy. Koa matahora Ahy àry Ianareo ”.
3خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ بِالْحَقِّ ۚ تَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Nahary ireo lanitra sy ny tany am-pahamarinana Izy. Ambony noho izay atambatr’izy ireo Aminy Izy.
4خَلَقَ الْإِنسَانَ مِن نُّطْفَةٍ فَإِذَا هُوَ خَصِيمٌ مُّبِينٌ
Nahary ny Olombelona amin’ny alalan’ny ranon’aina indray mitete Izy, ka indro lasa mpifanohitra miharihary (amin’ny Tompony) Izy.
5وَالْأَنْعَامَ خَلَقَهَا ۗ لَكُمْ فِيهَا دِفْءٌ وَمَنَافِعُ وَمِنْهَا تَأْكُلُونَ
Ary ireo biby, nohariany ho Anareo izany, Ahazoanareo hafanana izany (ny fitafiana) sy tombontsoa maro hafa. Ary hisakafo avy amin’izany koa Ianareo.
6وَلَكُمْ فِيهَا جَمَالٌ حِينَ تُرِيحُونَ وَحِينَ تَسْرَحُونَ
Manome endrika Anareo izy ireo raha entinareo amin’ny hariva, ary koa amin’ny maraina, rehefa mamoaka azy ireo ho eny amin’ny tanim-bilona ianareo.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — An-Nahl 4

Surah An-Nahl Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nahary ny Olombelona amin’ny alalan’ny ranon’aina indray mitete Izy, ka…

Surah Andininy 4/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers