An-Nahl · 6/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
وَلَكُمْ فِيهَا جَمَالٌ حِينَ تُرِيحُونَ وَحِينَ تَسْرَحُونَ ۝٦
Wa lakum feehaa jamaalun heena tureehoona wa heena tasrahoon
📖 Dikany Malagasy
Manome endrika Anareo izy ireo raha entinareo amin’ny hariva, ary koa amin’ny maraina, rehefa mamoaka azy ireo ho eny amin’ny tanim-bilona ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah An-Nahl

4خَلَقَ الْإِنسَانَ مِن نُّطْفَةٍ فَإِذَا هُوَ خَصِيمٌ مُّبِينٌ
Nahary ny Olombelona amin’ny alalan’ny ranon’aina indray mitete Izy, ka indro lasa mpifanohitra miharihary (amin’ny Tompony) Izy.
5وَالْأَنْعَامَ خَلَقَهَا ۗ لَكُمْ فِيهَا دِفْءٌ وَمَنَافِعُ وَمِنْهَا تَأْكُلُونَ
Ary ireo biby, nohariany ho Anareo izany, Ahazoanareo hafanana izany (ny fitafiana) sy tombontsoa maro hafa. Ary hisakafo avy amin’izany koa Ianareo.
6وَلَكُمْ فِيهَا جَمَالٌ حِينَ تُرِيحُونَ وَحِينَ تَسْرَحُونَ
Manome endrika Anareo izy ireo raha entinareo amin’ny hariva, ary koa amin’ny maraina, rehefa mamoaka azy ireo ho eny amin’ny tanim-bilona ianareo.
7وَتَحْمِلُ أَثْقَالَكُمْ إِلَىٰ بَلَدٍ لَّمْ تَكُونُوا بَالِغِيهِ إِلَّا بِشِقِّ الْأَنفُسِ ۚ إِنَّ رَبَّكُمْ لَرَءُوفٌ رَّحِيمٌ
Ary mitondra ny enta-mavesatrareo izy ireo, mankany amin’ny tanàna hafa izay tsy tonganareo raha tsy amin-kasarotana mafy. Marina tokoa fa ny Tomponareo, dia be Fitsimbinana sy be Indrafo.
8وَالْخَيْلَ وَالْبِغَالَ وَالْحَمِيرَ لِتَرْكَبُوهَا وَزِينَةً ۚ وَيَخْلُقُ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Ary ireo soavaly, ireo ramole (mulets) sy ireo ampondra, mba hotaingenanareo sy ho haingonareo. Ary dia nahary izay tsy fantatrareo koa Izy.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — An-Nahl 6

Surah An-Nahl Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manome endrika Anareo izy ireo raha entinareo amin’ny hariva, ary…

Surah Andininy 6/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers