An-Nahl · 63/128
Fandikana Fanononana — An-Nahl
تَاللَّهِ لَقَدْ أَرْسَلْنَا إِلَىٰ أُمَمٍ مِّن قَبْلِكَ فَزَيَّنَ لَهُمُ الشَّيْطَانُ أَعْمَالَهُمْ فَهُوَ وَلِيُّهُمُ الْيَوْمَ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ ۝٦٣
Tallaahi laqad arsalnaaa ilaaa umamim min qablika fazayyana lahumush Shaitaanu a`maalahum fahuwa waliyyuhumul yawma wa lahum `azaabun aleem
📖 Dikany Malagasy
Mba marina ve izany eo anatrehan’i Allah ! Izahay dia nandefa (iraka) tokoa tamin’ireo vahoaka teo alohanao.Nefa nohatsarain’ny satana izay nataon’izy ireo, Izy no mpiahy azy ireo ankehitriny. Koa dia ahazo famaizana mamirifiry izy ireo (any an-koatra).
🎧 Henoy

📜 Andininy 61-65 — An-Nahl

61وَلَوْ يُؤَاخِذُ اللَّهُ النَّاسَ بِظُلْمِهِم مَّا تَرَكَ عَلَيْهَا مِن دَابَّةٍ وَلَٰكِن يُؤَخِّرُهُمْ إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى ۖ فَإِذَا جَاءَ أَجَلُهُمْ لَا يَسْتَأْخِرُونَ سَاعَةً ۖ وَلَا يَسْتَقْدِمُونَ
Raha raisin’i Allah ny Olombelona amin’ny tsy rariny izay nataon’izy ireo, dia tsy hisy tavela mihitsy ny zava-manan’aina eto an-tany, saingy manemotra izany ho azy ireo amin’ny fotoana voafetra Izy. Fa raha tonga ny fe-potoana, dia tsy ho azon’izy ireo hahemotra na haroso, na dia ora iray monja aza.
62وَيَجْعَلُونَ لِلَّهِ مَا يَكْرَهُونَ وَتَصِفُ أَلْسِنَتُهُمُ الْكَذِبَ أَنَّ لَهُمُ الْحُسْنَىٰ ۖ لَا جَرَمَ أَنَّ لَهُمُ النَّارَ وَأَنَّهُم مُّفْرَطُونَ
Ary ataon’izy ireo ho an’i Allah izay tsy tian’izy ireo ho Azy. Milaza lainga ny lelany rehefa milaza Izy ireo fa ny valisoa tsara indrindra dia ho azy ireo. Tsy hisalasalana fa tena ho azy ireo ny Afobe, ary ho avela ao mandrakizay izy ireo.
63تَاللَّهِ لَقَدْ أَرْسَلْنَا إِلَىٰ أُمَمٍ مِّن قَبْلِكَ فَزَيَّنَ لَهُمُ الشَّيْطَانُ أَعْمَالَهُمْ فَهُوَ وَلِيُّهُمُ الْيَوْمَ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Mba marina ve izany eo anatrehan’i Allah ! Izahay dia nandefa (iraka) tokoa tamin’ireo vahoaka teo alohanao.Nefa nohatsarain’ny satana izay nataon’izy ireo, Izy no mpiahy azy ireo ankehitriny. Koa dia ahazo famaizana mamirifiry izy ireo (any an-koatra).
64وَمَا أَنزَلْنَا عَلَيْكَ الْكِتَابَ إِلَّا لِتُبَيِّنَ لَهُمُ الَّذِي اخْتَلَفُوا فِيهِ ۙ وَهُدًى وَرَحْمَةً لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary tsy nampidina teo Aminao ny Boky Izahay, raha tsy ny hanazavanao amin’izy ireo izay nifandiran’izy ireo, sy tari-dàlana ary famindram-po ho an’ireo vahoaka mino.
65وَاللَّهُ أَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَحْيَا بِهِ الْأَرْضَ بَعْدَ مَوْتِهَا ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً لِّقَوْمٍ يَسْمَعُونَ
Ary i Allah no nampidina avy eny an-danitra ny rano, mba hamelomany indray ny tany aorian’ny fahafatesany. Tena marina fa ao anatin’izany, dia misy famantarana ho an’ireo vahoaka izay mihaino.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — An-Nahl 63

Surah An-Nahl Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba marina ve izany eo anatrehan’i Allah ! Izahay dia…

Surah Andininy 63/128 — An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nahl Henoy, An-Nahl Fandikana, An-Nahl mp3, An-Nahl pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers