Al-Isra · 101/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَلَقَدْ آتَيْنَا مُوسَىٰ تِسْعَ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ ۖ فَاسْأَلْ بَنِي إِسْرَائِيلَ إِذْ جَاءَهُمْ فَقَالَ لَهُ فِرْعَوْنُ إِنِّي لَأَظُنُّكَ يَا مُوسَىٰ مَسْحُورًا ۝١٠١
Wa laqad aatainaa Moosaa tis`a Aayaatim baiyinaatin fas`al Baneee Israaa`eela iz jaaa`ahum faqaala lahoo Fir`awnu inee la azunnuka yaa Moosaa mas hooraa
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nomenay an’i Mosesy tokoa ny fahagagana sivy miharihary, koa anontanio àry ireo zanak’Israely nony tonga tamin’izy ireo izy ! Ka niteny taminy i Faraona nanao hoe : “Ry Mosesy ! Tena mihevitra aho, fa voan’ny famosaviana ianao”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 99-103 — Al-Isra

99۞ أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّ اللَّهَ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ قَادِرٌ عَلَىٰ أَن يَخْلُقَ مِثْلَهُمْ وَجَعَلَ لَهُمْ أَجَلًا لَّا رَيْبَ فِيهِ فَأَبَى الظَّالِمُونَ إِلَّا كُفُورًا
Tsy hitan’izy ireo ve, fa Allah izay Nahary ireo lanitra sy ny tany dia afaka hamorona ny mitovy amin’izy ireo ?Ary nametraka fe-potoana ho azy ireo Izy, izay tsy hisalasalana ny amin’izany, nefa mandà ireo mpanao ny tsy rariny, afa-tsy ny tsy finoana.
100قُل لَّوْ أَنتُمْ تَمْلِكُونَ خَزَائِنَ رَحْمَةِ رَبِّي إِذًا لَّأَمْسَكْتُمْ خَشْيَةَ الْإِنفَاقِ ۚ وَكَانَ الْإِنسَانُ قَتُورًا
Teneno hoe : “Raha ianareo no nanana ny haren’ny famindram-pon’I Tompoko, dia ho nofihininareo mafy tokoa, nohon'ny tahotra amin’ny fandaniana. Ary ny olombelona dia tena mahihitra.”
101وَلَقَدْ آتَيْنَا مُوسَىٰ تِسْعَ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ ۖ فَاسْأَلْ بَنِي إِسْرَائِيلَ إِذْ جَاءَهُمْ فَقَالَ لَهُ فِرْعَوْنُ إِنِّي لَأَظُنُّكَ يَا مُوسَىٰ مَسْحُورًا
Ary efa nomenay an’i Mosesy tokoa ny fahagagana sivy miharihary, koa anontanio àry ireo zanak’Israely nony tonga tamin’izy ireo izy ! Ka niteny taminy i Faraona nanao hoe : “Ry Mosesy ! Tena mihevitra aho, fa voan’ny famosaviana ianao”.
102قَالَ لَقَدْ عَلِمْتَ مَا أَنزَلَ هَٰؤُلَاءِ إِلَّا رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ بَصَائِرَ وَإِنِّي لَأَظُنُّكَ يَا فِرْعَوْنُ مَثْبُورًا
Niteny izy (Mosa) : “Efa fantatrao tsara, fa tsy nisy nampidina ireny (fahagagana) ireny afa-tsy ny Tompon’ireo lanitra sy ny tany ihany, mba ho porofo miharihary, ary tena mihevitra tokoa aho fa very ianao ry Faraona !”
103فَأَرَادَ أَن يَسْتَفِزَّهُم مِّنَ الْأَرْضِ فَأَغْرَقْنَاهُ وَمَن مَّعَهُ جَمِيعًا
Notadiavin’i Faraona ho roahina hiala tamin’ny tany izy ireo. Ka dia narendrikay (ho maty an-drano) izy sy izay rehetra niaraka taminy.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
101Andininy

Fandikana — Al-Isra 101

Surah Al-Isra Andininy 101 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nomenay an’i Mosesy tokoa ny fahagagana sivy miharihary,…

Surah Andininy 101/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 99–103. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers