Al-Isra · 84/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
قُلْ كُلٌّ يَعْمَلُ عَلَىٰ شَاكِلَتِهِ فَرَبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَنْ هُوَ أَهْدَىٰ سَبِيلًا ۝٨٤
Qul kulluny ya`malu `alaa shaakilatihee fa rabbukum a`lamu biman huwa ahdaa sabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Mitenena hoe : “Ny tsirairay dia samy manao araka ny fombany, fa ny Tomponareo dia tena mahalala izay mizotra amin’ny lala-mahitsy indrindra”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Al-Isra

82وَنُنَزِّلُ مِنَ الْقُرْآنِ مَا هُوَ شِفَاءٌ وَرَحْمَةٌ لِّلْمُؤْمِنِينَ ۙ وَلَا يَزِيدُ الظَّالِمِينَ إِلَّا خَسَارًا
Ary ampidininay miaraka amin’ny Kor’any, izay fanasitranana sy famindram-po ho an’ireo mpino.Ary tsy mampitombo afa-tsy fahaverezana amin’ireo mpanao ny tsy rariny izany.
83وَإِذَا أَنْعَمْنَا عَلَى الْإِنسَانِ أَعْرَضَ وَنَأَىٰ بِجَانِبِهِ ۖ وَإِذَا مَسَّهُ الشَّرُّ كَانَ يَئُوسًا
Ary raha fenoinay fahasoavana ny olombelona, dia mitodi-damosina sy mivily lalana izy, fa raha misy ratsy mianjady aminy kosa, dia ketraka tanteraka izy.
84قُلْ كُلٌّ يَعْمَلُ عَلَىٰ شَاكِلَتِهِ فَرَبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَنْ هُوَ أَهْدَىٰ سَبِيلًا
Mitenena hoe : “Ny tsirairay dia samy manao araka ny fombany, fa ny Tomponareo dia tena mahalala izay mizotra amin’ny lala-mahitsy indrindra”.
85وَيَسْأَلُونَكَ عَنِ الرُّوحِ ۖ قُلِ الرُّوحُ مِنْ أَمْرِ رَبِّي وَمَا أُوتِيتُم مِّنَ الْعِلْمِ إِلَّا قَلِيلًا
Ary manontany anao izy ireo momban'ny fanahy.Teneno hoe : “Ny fanahy dia eo ambany fiadidian’ny Tompoko”. Ary tsy nomena fahalalana ianareo afa-tsy kely ihany”.
86وَلَئِن شِئْنَا لَنَذْهَبَنَّ بِالَّذِي أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ ثُمَّ لَا تَجِدُ لَكَ بِهِ عَلَيْنَا وَكِيلًا
Ary raha sitrakay, dia nataonay nanjavona izay nambaranay taminao ary tsy hahita mpiaro intsony ianao hanohitra Anay.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Al-Isra 84

Surah Al-Isra Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mitenena hoe : “Ny tsirairay dia samy manao araka ny…

Surah Andininy 84/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers