Al-Isra · 89/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَلَقَدْ صَرَّفْنَا لِلنَّاسِ فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ مِن كُلِّ مَثَلٍ فَأَبَىٰ أَكْثَرُ النَّاسِ إِلَّا كُفُورًا ۝٨٩
Qa laqad sarrafnaa linnaasi fee haazal quraani min kulli masalin fa abaaa aksarun naasi illaa kufooraa
📖 Dikany Malagasy
Ary marina tokoa fa nasehonay tamin’ny olombelona ao anatin’ity Kor’any ity ny karazana ohatra maro. Nefa nandà izany ny ankamaroan’ny olona, afa-tsy ny tsy finoana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 87-91 — Al-Isra

87إِلَّا رَحْمَةً مِّن رَّبِّكَ ۚ إِنَّ فَضْلَهُ كَانَ عَلَيْكَ كَبِيرًا
Raha tsy ny famindram-po avy amin’ny Tomponao, marina fa ny fahasoavany eo aminao dia lehibe tokoa.
88قُل لَّئِنِ اجْتَمَعَتِ الْإِنسُ وَالْجِنُّ عَلَىٰ أَن يَأْتُوا بِمِثْلِ هَٰذَا الْقُرْآنِ لَا يَأْتُونَ بِمِثْلِهِ وَلَوْ كَانَ بَعْضُهُمْ لِبَعْضٍ ظَهِيرًا
Teneno hoe : “Na dia hitambatra aza ny olombelona sy ny jiny, mba hamorona ny mitovy amin’ity Kor’any ity, dia tsy hahavita hanao izay mitovy amin’izany mihitsy izy ireo, na dia hifanampy aza izy ireo”.
89وَلَقَدْ صَرَّفْنَا لِلنَّاسِ فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ مِن كُلِّ مَثَلٍ فَأَبَىٰ أَكْثَرُ النَّاسِ إِلَّا كُفُورًا
Ary marina tokoa fa nasehonay tamin’ny olombelona ao anatin’ity Kor’any ity ny karazana ohatra maro. Nefa nandà izany ny ankamaroan’ny olona, afa-tsy ny tsy finoana.
90وَقَالُوا لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ تَفْجُرَ لَنَا مِنَ الْأَرْضِ يَنبُوعًا
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “Tsy hino anao velively izahay, raha tsy aboiboikanao ho anay avy amin’ny tany ny loharano".
91أَوْ تَكُونَ لَكَ جَنَّةٌ مِّن نَّخِيلٍ وَعِنَبٍ فَتُفَجِّرَ الْأَنْهَارَ خِلَالَهَا تَفْجِيرًا
Na hanana zaridaina misy hazo palma sy voaloboka ianao, ka haboiboikanao manelanelan’azy ireo, ireo renirano.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
89Andininy

Fandikana — Al-Isra 89

Surah Al-Isra Andininy 89 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary marina tokoa fa nasehonay tamin’ny olombelona ao anatin’ity Kor’any…

Surah Andininy 89/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 87–91. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers