Al-Isra · 88/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
قُل لَّئِنِ اجْتَمَعَتِ الْإِنسُ وَالْجِنُّ عَلَىٰ أَن يَأْتُوا بِمِثْلِ هَٰذَا الْقُرْآنِ لَا يَأْتُونَ بِمِثْلِهِ وَلَوْ كَانَ بَعْضُهُمْ لِبَعْضٍ ظَهِيرًا ٨٨
Transliteration
Qul la`inij tama`atil insu waljinnu `alaaa any yaatoo bimisli haazal quraani laa yaatoona bimislihee wa law kaana ba`duhum liba `din zaheeraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Na dia hitambatra aza ny olombelona sy ny jiny, mba hamorona ny mitovy amin’ity Kor’any ity, dia tsy hahavita hanao izay mitovy amin’izany mihitsy izy ireo, na dia hifanampy aza izy ireo”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 86-90 — Al-Isra
86وَلَئِن شِئْنَا لَنَذْهَبَنَّ بِالَّذِي أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ ثُمَّ لَا تَجِدُ لَكَ بِهِ عَلَيْنَا وَكِيلًا
Ary raha sitrakay, dia nataonay nanjavona izay nambaranay taminao ary tsy hahita mpiaro intsony ianao hanohitra Anay.
87إِلَّا رَحْمَةً مِّن رَّبِّكَ ۚ إِنَّ فَضْلَهُ كَانَ عَلَيْكَ كَبِيرًا
Raha tsy ny famindram-po avy amin’ny Tomponao, marina fa ny fahasoavany eo aminao dia lehibe tokoa.
88قُل لَّئِنِ اجْتَمَعَتِ الْإِنسُ وَالْجِنُّ عَلَىٰ أَن يَأْتُوا بِمِثْلِ هَٰذَا الْقُرْآنِ لَا يَأْتُونَ بِمِثْلِهِ وَلَوْ كَانَ بَعْضُهُمْ لِبَعْضٍ ظَهِيرًا
Teneno hoe : “Na dia hitambatra aza ny olombelona sy ny jiny, mba hamorona ny mitovy amin’ity Kor’any ity, dia tsy hahavita hanao izay mitovy amin’izany mihitsy izy ireo, na dia hifanampy aza izy ireo”.
89وَلَقَدْ صَرَّفْنَا لِلنَّاسِ فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ مِن كُلِّ مَثَلٍ فَأَبَىٰ أَكْثَرُ النَّاسِ إِلَّا كُفُورًا
Ary marina tokoa fa nasehonay tamin’ny olombelona ao anatin’ity Kor’any ity ny karazana ohatra maro. Nefa nandà izany ny ankamaroan’ny olona, afa-tsy ny tsy finoana.
90وَقَالُوا لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ تَفْجُرَ لَنَا مِنَ الْأَرْضِ يَنبُوعًا
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “Tsy hino anao velively izahay, raha tsy aboiboikanao ho anay avy amin’ny tany ny loharano".
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
88Andininy
Fandikana — Al-Isra 88
Surah Al-Isra Andininy 88 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Na dia hitambatra aza ny olombelona sy…Surah Andininy 88/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 86–90. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








