Al-Kahf · 84/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
إِنَّا مَكَّنَّا لَهُ فِي الْأَرْضِ وَآتَيْنَاهُ مِن كُلِّ شَيْءٍ سَبَبًا ۝٨٤
Innaa makkannaa lahoo fil ardi wa aatainaahu min kulli shai`in sababaa
📖 Dikany Malagasy
Marina fa nohamafisinay ny fahefany teto an-tany, ary nomenay falalahana amin’ny zava-drehetra Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Surah Al-Kahf

82وَأَمَّا الْجِدَارُ فَكَانَ لِغُلَامَيْنِ يَتِيمَيْنِ فِي الْمَدِينَةِ وَكَانَ تَحْتَهُ كَنزٌ لَّهُمَا وَكَانَ أَبُوهُمَا صَالِحًا فَأَرَادَ رَبُّكَ أَن يَبْلُغَا أَشُدَّهُمَا وَيَسْتَخْرِجَا كَنزَهُمَا رَحْمَةً مِّن رَّبِّكَ ۚ وَمَا فَعَلْتُهُ عَنْ أَمْرِي ۚ ذَٰلِكَ تَأْوِيلُ مَا لَمْ تَسْطِع عَّلَيْهِ صَبْرًا
Fa raha ny amin’ilay rindrina kosa, dia an’ny Zaza kamboty Roa lahy tao amin’ilay tanàna. Ary misy tao ambanin’izany ny harena sarobidin’izy Roa lahy. Ary ny Rain’izy ireo dia tsara fanahy, ka tian’ny Tomponao ho tonga amin’ny fahamatoran-tsaina no hitrandraka ilay haren'izy Roa ireo nohon'ny famindram-pon’ny Tomponao.Tsy nanao azy ireny tamin’ny sitrapoko manokana Aho ; Izany no fanazavana ireny (zavatra) izay tsy nanananao faharetana ireny.
83وَيَسْأَلُونَكَ عَن ذِي الْقَرْنَيْنِ ۖ قُلْ سَأَتْلُو عَلَيْكُم مِّنْهُ ذِكْرًا
Ary manontany Anao izy ireo ny amin’i Żol-Karnainy. Teneno hoe : “ ho tantaraiko Aminareo ny fampahatsiahivana sasantsasany ny amin’izany ”.
84إِنَّا مَكَّنَّا لَهُ فِي الْأَرْضِ وَآتَيْنَاهُ مِن كُلِّ شَيْءٍ سَبَبًا
Marina fa nohamafisinay ny fahefany teto an-tany, ary nomenay falalahana amin’ny zava-drehetra Izy.
85فَأَتْبَعَ سَبَبًا
Ary dia nanaraka làlana iray Izy.
86حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ مَغْرِبَ الشَّمْسِ وَجَدَهَا تَغْرُبُ فِي عَيْنٍ حَمِئَةٍ وَوَجَدَ عِندَهَا قَوْمًا ۗ قُلْنَا يَا ذَا الْقَرْنَيْنِ إِمَّا أَن تُعَذِّبَ وَإِمَّا أَن تَتَّخِذَ فِيهِمْ حُسْنًا
Ary nony tany amin’ny filentehan’ny masoandro (andrefana) Izy, dia tazany fa milentika amin’ny loharano feno fotaka izany, ary nahita vahoaka teo akaikiny (loharano) Izy. Niteny Izahay ka nanao hoe: “ O ! Żol-Karnainy, Na ianao hanasazy azy ireo na hanao soa azy ireo”.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Al-Kahf 84

Surah Al-Kahf Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa nohamafisinay ny fahefany teto an-tany, ary nomenay falalahana…

Surah Andininy 84/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers