Al-Kahf · 85/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
فَأَتْبَعَ سَبَبًا ۝٨٥
Fa atba`a sababaa
📖 Dikany Malagasy
Ary dia nanaraka làlana iray Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 83-87 — Surah Al-Kahf

83وَيَسْأَلُونَكَ عَن ذِي الْقَرْنَيْنِ ۖ قُلْ سَأَتْلُو عَلَيْكُم مِّنْهُ ذِكْرًا
Ary manontany Anao izy ireo ny amin’i Żol-Karnainy. Teneno hoe : “ ho tantaraiko Aminareo ny fampahatsiahivana sasantsasany ny amin’izany ”.
84إِنَّا مَكَّنَّا لَهُ فِي الْأَرْضِ وَآتَيْنَاهُ مِن كُلِّ شَيْءٍ سَبَبًا
Marina fa nohamafisinay ny fahefany teto an-tany, ary nomenay falalahana amin’ny zava-drehetra Izy.
85فَأَتْبَعَ سَبَبًا
Ary dia nanaraka làlana iray Izy.
86حَتَّىٰ إِذَا بَلَغَ مَغْرِبَ الشَّمْسِ وَجَدَهَا تَغْرُبُ فِي عَيْنٍ حَمِئَةٍ وَوَجَدَ عِندَهَا قَوْمًا ۗ قُلْنَا يَا ذَا الْقَرْنَيْنِ إِمَّا أَن تُعَذِّبَ وَإِمَّا أَن تَتَّخِذَ فِيهِمْ حُسْنًا
Ary nony tany amin’ny filentehan’ny masoandro (andrefana) Izy, dia tazany fa milentika amin’ny loharano feno fotaka izany, ary nahita vahoaka teo akaikiny (loharano) Izy. Niteny Izahay ka nanao hoe: “ O ! Żol-Karnainy, Na ianao hanasazy azy ireo na hanao soa azy ireo”.
87قَالَ أَمَّا مَن ظَلَمَ فَسَوْفَ نُعَذِّبُهُ ثُمَّ يُرَدُّ إِلَىٰ رَبِّهِ فَيُعَذِّبُهُ عَذَابًا نُّكْرًا
Niteny izy (Zol-Karnainy) hoe : ” Fa izay manao ny tsy rariny dia ho sazinay izy, avy eo dia haverina any amin’ny Tompony dia ho faizinay amin’ny famaizana mahatsiravina.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
85Andininy

Fandikana — Al-Kahf 85

Surah Al-Kahf Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary dia nanaraka làlana iray Izy.

Surah Andininy 85/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers