Al-Baqarah · 170/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
وَإِذَا قِيلَ لَهُمُ اتَّبِعُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ قَالُوا بَلْ نَتَّبِعُ مَا أَلْفَيْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا ۗ أَوَلَوْ كَانَ آبَاؤُهُمْ لَا يَعْقِلُونَ شَيْئًا وَلَا يَهْتَدُونَ ۝١٧٠
Wa izaa qeela lahumuttabi`oo maaa anzalal laahu qaaloo bal nattabi`u maaa alfainaa `alaihi aabaaa`anaaa; awalaw kaana aabaaa`hum laa ya`qiloona shai`anw wa laa yahtadoon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha lazaina amin’izy ireo : “Araho izay nampidinin’Allah”, dia namaly izy ireo : “Tsia, izahay anie manaraka izay fomba nataon’ireo raibenay”, na dia tsy ampy fisainana aza sady tsy nizotra tamin’ny làla-marina ireo raiben’izy ireo?

🎧 Henoy


📜 Andininy 168-172 — Surah Al-Baqarah

168يَا أَيُّهَا النَّاسُ كُلُوا مِمَّا فِي الْأَرْضِ حَلَالًا طَيِّبًا وَلَا تَتَّبِعُوا خُطُوَاتِ الشَّيْطَانِ ۚ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Ry olombelona! Mihinana ianareo amin’ireo izay fihinana (halal) sy ny tsara misy eny ambonin’ny tany, ary aoka ianareo mba tsy hanaraka ny famindran’i satana, fa fahavalonareo miharihary izy.
169إِنَّمَا يَأْمُرُكُم بِالسُّوءِ وَالْفَحْشَاءِ وَأَن تَقُولُوا عَلَى اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Tsy mampirisika anareo afa-tsy amin’ny faharatsiana sy ny fahavetavetana i satana, ary ny fitenenana izay tsy fantatrareo mikasika an’Allah.
170وَإِذَا قِيلَ لَهُمُ اتَّبِعُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ قَالُوا بَلْ نَتَّبِعُ مَا أَلْفَيْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا ۗ أَوَلَوْ كَانَ آبَاؤُهُمْ لَا يَعْقِلُونَ شَيْئًا وَلَا يَهْتَدُونَ
Ary raha lazaina amin’izy ireo : “Araho izay nampidinin’Allah”, dia namaly izy ireo : “Tsia, izahay anie manaraka izay fomba nataon’ireo raibenay”, na dia tsy ampy fisainana aza sady tsy nizotra tamin’ny làla-marina ireo raiben’izy ireo?
171وَمَثَلُ الَّذِينَ كَفَرُوا كَمَثَلِ الَّذِي يَنْعِقُ بِمَا لَا يَسْمَعُ إِلَّا دُعَاءً وَنِدَاءً ۚ صُمٌّ بُكْمٌ عُمْيٌ فَهُمْ لَا يَعْقِلُونَ
Ireo tsy mpino dia azo oharina amin’izay olona (mahita ny hafa eo ambava-loza) mihiaka (mba hanavotra azy), tsy mandre (anefa ilay olona) raha tsy antso sy feo iray monja (mifangaro). Marenina, moana, jamba ka tsy mandefa fisainana izy ireny.
172يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا كُلُوا مِن طَيِّبَاتِ مَا رَزَقْنَاكُمْ وَاشْكُرُوا لِلَّهِ إِن كُنتُمْ إِيَّاهُ تَعْبُدُونَ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo hihinana amin’ireo sakafo tsara sady madio izay anjaram-pivelomana nomenay anareo. Ary aoka ianareo hisaotra an’Allah, raha toa ka Izy irery ihany no Tompoinareo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
170Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 170

Surah Al-Baqarah Andininy 170 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha lazaina amin’izy ireo : “Araho izay nampidinin’Allah”, dia…

Surah Andininy 170/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 168–172. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers