Al-Baqarah · 169/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
إِنَّمَا يَأْمُرُكُم بِالسُّوءِ وَالْفَحْشَاءِ وَأَن تَقُولُوا عَلَى اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ ١٦٩
Transliteration
Innamaa yaamurukum bissooo`i walfahshaaa`i wa an taqooloo alal laahi maa laa ta`lamoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy mampirisika anareo afa-tsy amin’ny faharatsiana sy ny fahavetavetana i satana, ary ny fitenenana izay tsy fantatrareo mikasika an’Allah.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 167-171 — Al-Baqarah
167وَقَالَ الَّذِينَ اتَّبَعُوا لَوْ أَنَّ لَنَا كَرَّةً فَنَتَبَرَّأَ مِنْهُمْ كَمَا تَبَرَّءُوا مِنَّا ۗ كَذَٰلِكَ يُرِيهِمُ اللَّهُ أَعْمَالَهُمْ حَسَرَاتٍ عَلَيْهِمْ ۖ وَمَا هُم بِخَارِجِينَ مِنَ النَّارِ
Ka hilaza ireo izay notarihina hoe : “Raha nanana fotoana fohy monja niverenana tany ambonin’ny tany izahay, dia mba nihataka lavitra azy ireo tahaka izao ihatahany anay izao ihany koa”. Toy izany no hanehoan’Allah azy ireny ny asany; fanenenana mafy no mihatra aminy; ary izy ireo dia tsy hivoaka ny Afobe intsony.
168يَا أَيُّهَا النَّاسُ كُلُوا مِمَّا فِي الْأَرْضِ حَلَالًا طَيِّبًا وَلَا تَتَّبِعُوا خُطُوَاتِ الشَّيْطَانِ ۚ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Ry olombelona! Mihinana ianareo amin’ireo izay fihinana (halal) sy ny tsara misy eny ambonin’ny tany, ary aoka ianareo mba tsy hanaraka ny famindran’i satana, fa fahavalonareo miharihary izy.
169إِنَّمَا يَأْمُرُكُم بِالسُّوءِ وَالْفَحْشَاءِ وَأَن تَقُولُوا عَلَى اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Tsy mampirisika anareo afa-tsy amin’ny faharatsiana sy ny fahavetavetana i satana, ary ny fitenenana izay tsy fantatrareo mikasika an’Allah.
170وَإِذَا قِيلَ لَهُمُ اتَّبِعُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ قَالُوا بَلْ نَتَّبِعُ مَا أَلْفَيْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا ۗ أَوَلَوْ كَانَ آبَاؤُهُمْ لَا يَعْقِلُونَ شَيْئًا وَلَا يَهْتَدُونَ
Ary raha lazaina amin’izy ireo : “Araho izay nampidinin’Allah”, dia namaly izy ireo : “Tsia, izahay anie manaraka izay fomba nataon’ireo raibenay”, na dia tsy ampy fisainana aza sady tsy nizotra tamin’ny làla-marina ireo raiben’izy ireo?
171وَمَثَلُ الَّذِينَ كَفَرُوا كَمَثَلِ الَّذِي يَنْعِقُ بِمَا لَا يَسْمَعُ إِلَّا دُعَاءً وَنِدَاءً ۚ صُمٌّ بُكْمٌ عُمْيٌ فَهُمْ لَا يَعْقِلُونَ
Ireo tsy mpino dia azo oharina amin’izay olona (mahita ny hafa eo ambava-loza) mihiaka (mba hanavotra azy), tsy mandre (anefa ilay olona) raha tsy antso sy feo iray monja (mifangaro). Marenina, moana, jamba ka tsy mandefa fisainana izy ireny.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
169Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 169
Surah Al-Baqarah Andininy 169 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mampirisika anareo afa-tsy amin’ny faharatsiana sy ny fahavetavetana i…Surah Andininy 169/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 167–171. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








