Al-Baqarah · 181/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
فَمَن بَدَّلَهُ بَعْدَمَا سَمِعَهُ فَإِنَّمَا إِثْمُهُ عَلَى الَّذِينَ يُبَدِّلُونَهُ ۚ إِنَّ اللَّهَ سَمِيعٌ عَلِيمٌ ١٨١
Transliteration
Famam baddalahoo ba`da maa sami`ahoo fa innamaaa ismuhoo `alallazeena yubaddi loonah; innallaha Samee`un `Aleem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Fa izay mamadika izany aorian’ny nandrenesany azy, dia tsy ho an’iza ny fahotana aterak’izany, raha tsy ho an’izay namadika azy. Eny! Allaha no Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 179-183 — Surah Al-Baqarah
179وَلَكُمْ فِي الْقِصَاصِ حَيَاةٌ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
Ary amin’ny valin-keloka dia misy fitandrovana ny aina, ry matsilo saina! Izany dia ny hahatonga anareo ho vontom-pinoana.
180كُتِبَ عَلَيْكُمْ إِذَا حَضَرَ أَحَدَكُمُ الْمَوْتُ إِن تَرَكَ خَيْرًا الْوَصِيَّةُ لِلْوَالِدَيْنِ وَالْأَقْرَبِينَ بِالْمَعْرُوفِ ۖ حَقًّا عَلَى الْمُتَّقِينَ
Voadidy ianareo, rehefa tojon’ny fahafatesana ny iray aminareo ka namela harena izy, amin’ny fanaovana didim-pananana ho an’ny ray aman-dreny sy ireo havana akaiky, araka izay tokony ho izy. Adidy ho an’ireo manam-pahatahorana izany.
181فَمَن بَدَّلَهُ بَعْدَمَا سَمِعَهُ فَإِنَّمَا إِثْمُهُ عَلَى الَّذِينَ يُبَدِّلُونَهُ ۚ إِنَّ اللَّهَ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Fa izay mamadika izany aorian’ny nandrenesany azy, dia tsy ho an’iza ny fahotana aterak’izany, raha tsy ho an’izay namadika azy. Eny! Allaha no Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra.
182فَمَنْ خَافَ مِن مُّوصٍ جَنَفًا أَوْ إِثْمًا فَأَصْلَحَ بَيْنَهُمْ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Ka izay matahotra fiangarana na fahotana avy amin’ny mpanao ny didim-pananana ka nitsangana nandamina ny disadisa teo anivon’izy ireo, dia tsy misy fahotana ny aminy.tena marina fa Allah dia mpamela heloka sy be fiantrana.
183يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا كُتِبَ عَلَيْكُمُ الصِّيَامُ كَمَا كُتِبَ عَلَى الَّذِينَ مِن قَبْلِكُمْ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
O ! Ianareo izay nino, voadidy ho anareo ny fifehezana toy ny nandidiana ireo izay talohanareo, angamba hanam-pahatahorana ianareo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
181Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 181
Surah Al-Baqarah Andininy 181 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa izay mamadika izany aorian’ny nandrenesany azy, dia tsy ho…Surah Andininy 181/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 179–183. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








