Al-Baqarah · 34/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَإِذْ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ أَبَىٰ وَاسْتَكْبَرَ وَكَانَ مِنَ الْكَافِرِينَ ۝٣٤
Wa iz qulnaa lilmalaaa`i katis judoo liAadama fasajadooo illaaa Ibleesa abaa wastakbara wa kaana minal kaafireen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha nolazainay tamin’ireo Anjely : “Miankohofa avokoa ianareo eo amin’i Adama”, dia niankohoka avy hatrany izy rehetra afa-tsy iblis (satana) izay nandà, no sady nanambony tena ary voasokajy ho isan(reo tsy mpino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 32-36 — Al-Baqarah

32قَالُوا سُبْحَانَكَ لَا عِلْمَ لَنَا إِلَّا مَا عَلَّمْتَنَا ۖ إِنَّكَ أَنتَ الْعَلِيمُ الْحَكِيمُ
Dia niteny izy ireo (Anjely) ka nanao hoe : ” Voninahitra anie ho Anao, tena tsy manam-pahalalàna mihitsy izahay afa-tsy izay efa nampianarinao anay ihany no fantatranay; ary Ianao tokoa no ilay Be fahalalana, sy ilay Be fahendrena.
33قَالَ يَا آدَمُ أَنبِئْهُم بِأَسْمَائِهِمْ ۖ فَلَمَّا أَنبَأَهُم بِأَسْمَائِهِمْ قَالَ أَلَمْ أَقُل لَّكُمْ إِنِّي أَعْلَمُ غَيْبَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَأَعْلَمُ مَا تُبْدُونَ وَمَا كُنتُمْ تَكْتُمُونَ
Dia hoy Izy : “Ry Adama! Ampahafantaro azy ireo ny anaran’izy ireo ; ka nony nampahafantarin’i Adama ireo anjely ny anaran’izy ireo, dia hoy Izy (Allah) nilaza : “Tsy efa nambarako taminareo ve, fa Izaho no mahalala ny zavamiafin’ny lanitra sy ny tany, ary mahalala ihany koa izay rehetra ahariharinareo sy izay rehetra afeninareo?”
34وَإِذْ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ أَبَىٰ وَاسْتَكْبَرَ وَكَانَ مِنَ الْكَافِرِينَ
Ary raha nolazainay tamin’ireo Anjely : “Miankohofa avokoa ianareo eo amin’i Adama”, dia niankohoka avy hatrany izy rehetra afa-tsy iblis (satana) izay nandà, no sady nanambony tena ary voasokajy ho isan(reo tsy mpino.
35وَقُلْنَا يَا آدَمُ اسْكُنْ أَنتَ وَزَوْجُكَ الْجَنَّةَ وَكُلَا مِنْهَا رَغَدًا حَيْثُ شِئْتُمَا وَلَا تَقْرَبَا هَٰذِهِ الشَّجَرَةَ فَتَكُونَا مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary dia nolazainay : “Ry Adama! Mitoera ao amin’ny Paradisa ianao sy ny vadinao, ary mihinàna amim-piadanana araka ny sitraponareo izay rehetra ao aminy; kanefa aza manakaiky kosa ity hazo iray ity ianareo roa, fa raha tsy izany, dia ho lasa isan’ireo mpanao ny tsy rariny ianareo”.
36فَأَزَلَّهُمَا الشَّيْطَانُ عَنْهَا فَأَخْرَجَهُمَا مِمَّا كَانَا فِيهِ ۖ وَقُلْنَا اهْبِطُوا بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ وَلَكُمْ فِي الْأَرْضِ مُسْتَقَرٌّ وَمَتَاعٌ إِلَىٰ حِينٍ
Nofitahin’i satana tamin’i lay voankazo iny izy roa, ka dia navoakan’Allah tao amin’ny toerana nametrahany azy. Ka hoy Izy (Allah) : “Midina ianareo, ny andaniny aminareo ihany no ho fahavalon’ny ankilany. Fa ianareo kosa dia hanana toerana sy vatsy sahaza ny vanim-potoana rehetra eny ambonin’ny tany”.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 34

Surah Al-Baqarah Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha nolazainay tamin’ireo Anjely : “Miankohofa avokoa ianareo eo…

Surah Andininy 34/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers