Al-Baqarah · 40/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
يَا بَنِي إِسْرَائِيلَ اذْكُرُوا نِعْمَتِيَ الَّتِي أَنْعَمْتُ عَلَيْكُمْ وَأَوْفُوا بِعَهْدِي أُوفِ بِعَهْدِكُمْ وَإِيَّايَ فَارْهَبُونِ ٤٠
Transliteration
Yaa Baneee Israaa`eelaz kuroo ni`matiyal lateee an`amtu `alaikum wa awfoo bi`Ahdeee oofi bi ahdikum wa iyyaaya farhaboon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ry zanak'Israely ! Tsarovinareo ny fahasoavako izay efa nanasoavako anareo,ary tanterahinareo ny fifanekena nataonareo tamiko dia ho tanterahiko avokoa ny fifanekena izay nataoko taminareo, ary Izaho irery ihany no tokony hatahoranareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 38-42 — Surah Al-Baqarah
38قُلْنَا اهْبِطُوا مِنْهَا جَمِيعًا ۖ فَإِمَّا يَأْتِيَنَّكُم مِّنِّي هُدًى فَمَن تَبِعَ هُدَايَ فَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Noteneninay indray hoe : “Midina miala avy ao daholo ianareo rehetra! Fa ho tonga aminareo ilay tari-dàlana avy Amiko, ka izay manaraka ny tari-dàlana avy Amiko, dia tsy hatahotra na halahelo.
39وَالَّذِينَ كَفَرُوا وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ النَّارِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Fa ireo izay tsy nino sy nampandainga ireo fanambaranay kosa, dia izy ireo no lazaina fa olon'ny Afo-be izay hitoetra ao mandrakizay.
40يَا بَنِي إِسْرَائِيلَ اذْكُرُوا نِعْمَتِيَ الَّتِي أَنْعَمْتُ عَلَيْكُمْ وَأَوْفُوا بِعَهْدِي أُوفِ بِعَهْدِكُمْ وَإِيَّايَ فَارْهَبُونِ
Ry zanak'Israely ! Tsarovinareo ny fahasoavako izay efa nanasoavako anareo,ary tanterahinareo ny fifanekena nataonareo tamiko dia ho tanterahiko avokoa ny fifanekena izay nataoko taminareo, ary Izaho irery ihany no tokony hatahoranareo.
41وَآمِنُوا بِمَا أَنزَلْتُ مُصَدِّقًا لِّمَا مَعَكُمْ وَلَا تَكُونُوا أَوَّلَ كَافِرٍ بِهِ ۖ وَلَا تَشْتَرُوا بِآيَاتِي ثَمَنًا قَلِيلًا وَإِيَّايَ فَاتَّقُونِ
Ary aoka ianareo mba hino an'izay rehetraa nampidiniko,izay manamarina ny efa eo am-pelatananareo avokoa izany; ary aoka tsy ianareo no voalohany hitsipaka izany. Ary aza atakalonareo vidiny harena kely dia kely ny fanambarako; ary aoka Izaho irery ihany no hanananareo fahatahorana.
42وَلَا تَلْبِسُوا الْحَقَّ بِالْبَاطِلِ وَتَكْتُمُوا الْحَقَّ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
Ary aoka mba aza saromanareo fahadisoana ny fahamarinana ary aza afeninareo ihany koa ny marina, eo anatrehan'ny fahafantaranareo an' izany rehetra izany.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
40Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 40
Surah Al-Baqarah Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ry zanak'Israely ! Tsarovinareo ny fahasoavako izay efa nanasoavako anareo,ary…Surah Andininy 40/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








