Al-Baqarah · 75/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
۞ أَفَتَطْمَعُونَ أَن يُؤْمِنُوا لَكُمْ وَقَدْ كَانَ فَرِيقٌ مِّنْهُمْ يَسْمَعُونَ كَلَامَ اللَّهِ ثُمَّ يُحَرِّفُونَهُ مِن بَعْدِ مَا عَقَلُوهُ وَهُمْ يَعْلَمُونَ ۝٧٥
Afatatma`oona ai yu`minoo lakum wa qad kaana fareequm minhum yasma`oona Kalaamal laahi summa yuharri foonahoo mim ba`di maa`aqaloohu wa hum ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Manantena ve ianareo fa hino anareo izy ireo ? Nefa efa nisy andian'olona tamin'izy ireo no naheno ny tenin'i Allah, kanefa novan'izy ireo avy teo ny hevitr'izany taorian'ny fahazoan'izy ireo tsara ny dikany, ary fantatr'izy ireo izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 73-77 — Surah Al-Baqarah

73فَقُلْنَا اضْرِبُوهُ بِبَعْضِهَا ۚ كَذَٰلِكَ يُحْيِي اللَّهُ الْمَوْتَىٰ وَيُرِيكُمْ آيَاتِهِ لَعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Ka niteny izahay hoe : " Kapohinareo amin'ilay maty ny ampahan'ilay ombivavy". Toy izany no hameloman'Allah ireo maty, ary mampiseho anareo ireo famantarany Izy, mba hahatonga saina anareo.
74ثُمَّ قَسَتْ قُلُوبُكُم مِّن بَعْدِ ذَٰلِكَ فَهِيَ كَالْحِجَارَةِ أَوْ أَشَدُّ قَسْوَةً ۚ وَإِنَّ مِنَ الْحِجَارَةِ لَمَا يَتَفَجَّرُ مِنْهُ الْأَنْهَارُ ۚ وَإِنَّ مِنْهَا لَمَا يَشَّقَّقُ فَيَخْرُجُ مِنْهُ الْمَاءُ ۚ وَإِنَّ مِنْهَا لَمَا يَهْبِطُ مِنْ خَشْيَةِ اللَّهِ ۗ وَمَا اللَّهُ بِغَافِلٍ عَمَّا تَعْمَلُونَ
Avy eo dia lasa mafy ny fonareo taorian’izany, ka lasa nitovy amin'ny vato izany na mafy kokoa noho izany aza; satria misy amin'ireo vato no ipoiran'ireo renirano; ary misy amin'izy ireo no mitresaka ka ivoahan'ny rano; ary misy amin'izy ireo no mihotsaka noho ny fahatahorana an'i Allah. ary Allah dia tsy variana mihitsy manoloana izay ataonareo.
75۞ أَفَتَطْمَعُونَ أَن يُؤْمِنُوا لَكُمْ وَقَدْ كَانَ فَرِيقٌ مِّنْهُمْ يَسْمَعُونَ كَلَامَ اللَّهِ ثُمَّ يُحَرِّفُونَهُ مِن بَعْدِ مَا عَقَلُوهُ وَهُمْ يَعْلَمُونَ
Manantena ve ianareo fa hino anareo izy ireo ? Nefa efa nisy andian'olona tamin'izy ireo no naheno ny tenin'i Allah, kanefa novan'izy ireo avy teo ny hevitr'izany taorian'ny fahazoan'izy ireo tsara ny dikany, ary fantatr'izy ireo izany.
76وَإِذَا لَقُوا الَّذِينَ آمَنُوا قَالُوا آمَنَّا وَإِذَا خَلَا بَعْضُهُمْ إِلَىٰ بَعْضٍ قَالُوا أَتُحَدِّثُونَهُم بِمَا فَتَحَ اللَّهُ عَلَيْكُمْ لِيُحَاجُّوكُم بِهِ عِندَ رَبِّكُمْ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ary rehefa mifanena amin'ireo mpino izy ireo dia miteny hoe : " Izahay dia mino "; fa rehefa samy izy ireo no mihaona dia milaza izy ireo (mifanome tsiny) hoe : " Horesahinareo amin'izy ireo ve izay nambaran'i Allah anareo, mba hampiasain'izy ireo izany ho porofo hanoherana anareo eo anatrehan'ny Tomponareo; tsy misaina va ianareo ? ! ".
77أَوَلَا يَعْلَمُونَ أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا يُسِرُّونَ وَمَا يُعْلِنُونَ
Moa ve tsy fantatr'izy ireo anefa fa Allah dia mahafantatra tsara izay afenin’izy ireo sy izay abaribariny ?
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
75Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 75

Surah Al-Baqarah Andininy 75 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manantena ve ianareo fa hino anareo izy ireo ? Nefa…

Surah Andininy 75/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 73–77. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers