Taha · 64/135
Fandikana Fanononana — Surah Taha
فَأَجْمِعُوا كَيْدَكُمْ ثُمَّ ائْتُوا صَفًّا ۚ وَقَدْ أَفْلَحَ الْيَوْمَ مَنِ اسْتَعْلَىٰ ٦٤
Transliteration
Fa ajmi`oo kaidakum summma`too saffaa; wa qad aflahal yawma manis ta`laa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Avondrony àry ny hevi-petsinareo rehetra, avy eo dia avia ianareo miara-milahatra, fa tena mahazo fahasambarana izay mandresy androany.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 62-66 — Surah Taha
62فَتَنَازَعُوا أَمْرَهُم بَيْنَهُمْ وَأَسَرُّوا النَّجْوَىٰ
Tamin’izany dia niady hevitra mafy izy ireo, nefa nitazona ny tsiambaratelony izy ireo.
63قَالُوا إِنْ هَٰذَانِ لَسَاحِرَانِ يُرِيدَانِ أَن يُخْرِجَاكُم مِّنْ أَرْضِكُم بِسِحْرِهِمَا وَيَذْهَبَا بِطَرِيقَتِكُمُ الْمُثْلَىٰ
Niteny izy ireo hoe : “Marina fa ireto olona roalahy ireto dia mpanao majika, mitady hamoaka anareo hiala amin’ny taninareo amin’ny alàlan’ny majikan’izy ireo sy hanafoana ny foto-pinoana mendrika nahazatra anareo”.
64فَأَجْمِعُوا كَيْدَكُمْ ثُمَّ ائْتُوا صَفًّا ۚ وَقَدْ أَفْلَحَ الْيَوْمَ مَنِ اسْتَعْلَىٰ
Avondrony àry ny hevi-petsinareo rehetra, avy eo dia avia ianareo miara-milahatra, fa tena mahazo fahasambarana izay mandresy androany.
65قَالُوا يَا مُوسَىٰ إِمَّا أَن تُلْقِيَ وَإِمَّا أَن نَّكُونَ أَوَّلَ مَنْ أَلْقَىٰ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Na Ianao no hanipy (ny tehinao), na Izahay no hanipy voalohany ”.
66قَالَ بَلْ أَلْقُوا ۖ فَإِذَا حِبَالُهُمْ وَعِصِيُّهُمْ يُخَيَّلُ إِلَيْهِ مِن سِحْرِهِمْ أَنَّهَا تَسْعَىٰ
Namaly izy hoe : “Atsipazo ny anareo”. Ka indro ny tadin’izy ireo sy ny tehin’izy ireo, fa toa hitany mandady, vokatry ny majikan’izy ireo.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
64Andininy
Fandikana — Taha 64
Surah Taha Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avondrony àry ny hevi-petsinareo rehetra, avy eo dia avia ianareo…Surah Andininy 64/135 — Surah Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Taha Henoy, Surah Taha Fandikana, Surah Taha mp3, Surah Taha pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Taha
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 29, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


